Ny Avo "HO AIZA"

Музыка

Nouveauté Evangelique juillet 2018

Пікірлер: 92

  • @joselalaina1583
    @joselalaina15832 жыл бұрын

    Misondrota @ Avo araka ny anaranareo AMEN AMEN AMEN

  • @sylviarakotovao5937
    @sylviarakotovao5937 Жыл бұрын

    Hizotra andeha ho aiza moa ny lalanao Rehefa miala ety Moa efa fantatrao ve Izay mety hiafaran'ny fanahinao Satria lazaiko anao fa ho avy tsy ho ela Tsy ho ela ilay fotoana Izay efa voambara natokana hitsarana Ny ratsy sy ny tsara REF; Ho aiza ary ianao Ho rendrika ve sa hiakatra Miomana ianao Miomana fa mbola tsy fantatra Raha be ny adalana Sy ny ota efa vitanao hatrizay Tsy ho very ianao fa ndeha mibebaha Izao anio izao Zovy moa ianao no tsy mba manantena Hahazo famonjena Sa fanirianao ve? Ny hijaly sy ho voageja ho mandrakizay Satria lazaiko anao fa ny olo-marina Ihany no vonjena Fa ny olon'i satana sy ireo forongony Dia afo no anjarany Ref: ....... .................................. Ref: ....... Tsy ho very ianao fa ndeha mibebaha Izao anio izao -------- Lien: tononkira.serasera.org/hira/ny-avo/ho-aiza-3 Ajouter un commentaire

  • @mariecharlottehanitriniain2035
    @mariecharlottehanitriniain20352 жыл бұрын

    Ho aiza ianao,, Ho rendrika ve sa hiakatra?, Miomana ianao Miomana fa mbola tsy fantatra, raha be ny hadalan,, sy ny Ota efa vitanao hatrizay, tsy ho very ianao fa andeha, mibebaha zao anio izao🙏❤️

  • @lucienneravoavy2190
    @lucienneravoavy21902 жыл бұрын

    Merci Ny avo Kanto loatra 🥰

  • @ulrichmisata4092
    @ulrichmisata40924 жыл бұрын

    Ho aiza tokoa moa!!! mankasitraka e!!!

  • @aurelieraharijaona3576
    @aurelieraharijaona35763 жыл бұрын

    Mankasitraka eee! Tsara lotra!!!

  • @misarasoa1230
    @misarasoa123011 ай бұрын

    Hizotra andeha ho aiza moa ny lalanao Rehefa miala ety Moa efa fantatrao ve Izay mety hiafaran'ny fanahinao Satria lazaiko anao fa ho avy tsy ho ela Tsy ho ela ilay fotoana Izay efa voambara natokana hitsarana Ny ratsy sy ny tsara REF: Ho aiza ary ianao Ho rendrika ve sa hiakatra Miomana ianao Miomana fa mbola tsy fantatra Raha be ny adalana Sy ny ota efa vitanao hatrizay Tsy ho very ianao fa ndeha mibebaha Izao anio izao Zovy moa ianao no tsy mba manantena Hahazo famonjena Sa fanirianao ve? Ny hijaly sy ho voageja ho mandrakizay Satria lazaiko anao fa ny olo-marina Ihany no vonjena Fa ny olon'i satana sy ireo forongony Dia afo no anjarany Ref: ....... .................................. Ref: ....... Tsy ho very ianao fa ndeha mibebaha Izao anio izao

  • @ulrichmisata4092
    @ulrichmisata40923 жыл бұрын

    Tsara ny Tompo eeeeeeeee!!!!!!

  • @joselalaina1583
    @joselalaina15832 жыл бұрын

    Tena mamelombelona ny Fanahy

  • @sitrakajeanboscorandrianar1211
    @sitrakajeanboscorandrianar12115 жыл бұрын

    tsara be le hafatra ambaranle hira

  • @TolotraFanomezantsoa
    @TolotraFanomezantsoa2 ай бұрын

    Tena tsara le hira 👍👍

  • @zakirmoramaly7917
    @zakirmoramaly79175 жыл бұрын

    TSARA LE HIRA FA TENA TIKOBE LE SIPA BOTA2 IO.EFA MANAMBADY VE NJY? AMEN

  • @sarahrabearimanana5910
    @sarahrabearimanana59102 жыл бұрын

    tena tara,tiako be,merci

  • @harenarazafindrazaka4511
    @harenarazafindrazaka45113 жыл бұрын

    Tiko bé le hiranareo.misaotra n'y tompo d misaotra anareo

  • @setradanny6998
    @setradanny69984 жыл бұрын

    Fy uny mbola zah makafy NY avo

  • @nouandri8847
    @nouandri88475 жыл бұрын

    Tsara daholo ny hira nareo,sady mampahery no mampifikitra hatrany @ Tompo satria zava poana tokoa izao ety izao,misaotra

  • @sylvinmarielrakotofalimana3428
    @sylvinmarielrakotofalimana34283 жыл бұрын

    mankasitraka e !zay mb te otrnareo ko!

  • @user-qt6ev2gr7x
    @user-qt6ev2gr7x6 ай бұрын

    Fanomezana Goavana

  • @rasoafifie2374
    @rasoafifie23745 жыл бұрын

    Tsara loatra.tiko loatra ny mahita tanora midera sy resy lahatra otr'reto.Mitrotro am-bavaka mb samy ho tafita h@ farany e

  • @anissaandies1201
    @anissaandies12013 жыл бұрын

    Mba mangataka parôle le hira ee... fa tsara b 😍😍

  • @emiliocastrosratsifantry2853
    @emiliocastrosratsifantry28534 жыл бұрын

    makasitraka fa tena mahazo hery zahay tompoko tohizo fa tsara

  • @josephrafalimanana6766
    @josephrafalimanana6766 Жыл бұрын

    merci Ny Avo, may God bless you

  • @bakolylalatiana
    @bakolylalatiana5 жыл бұрын

    Tiako lotra, sady namela fahatsiarovana lehibe ho ahy tamin'ny fiainan'ny ankohonako

  • @tovoyermannandriamalala1477
    @tovoyermannandriamalala147711 ай бұрын

    Tiko loatra 😍,tahin'i Jesosy nareo

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika26196 жыл бұрын

    Mlay e,, hafa ihany ny évangelique!!

  • @voahangyleondaris1673
    @voahangyleondaris16733 жыл бұрын

    Ny hira rehetran'ny tarka tsara be daholo

  • @marielleannie2571
    @marielleannie25716 жыл бұрын

    Tsara loatra . Mahareta ny amin'ny fiderana sy ny fanompoana ny Tompo ❤

  • @ianja5428
    @ianja54285 жыл бұрын

    Tena tsara be nareo telo dahy miaraka mihira😍😍😍😍

  • @olirandriamanantsoa1072
    @olirandriamanantsoa10723 жыл бұрын

    Misaotra e Mafinaritra

  • @naharyniry6688
    @naharyniry66885 жыл бұрын

    Mankasitraka eeeee.... Tiako loatra

  • @louisdegonzaguerafaralahy6726
    @louisdegonzaguerafaralahy67264 жыл бұрын

    ho aiza ary ianao? ....,ndeha mibebeha zao anio izao

  • @meryraveloarisoa8152
    @meryraveloarisoa81525 жыл бұрын

    tiako loatra ty hira ty ,tsara foana oa ny hira fiderana sady Jehovah mitoetra eo ambony hira fiderana,mankasitraka ny avo amn le hira fa tsara b daolo ny hiranareo,tena mampahery

  • @cedricpraise7665
    @cedricpraise76655 жыл бұрын

    Mankasitraka lesy zoky!!! THT daolyyyy!!!! tikobe le hira satria TSARA :)

  • @harintsoarazaiarihaja1987
    @harintsoarazaiarihaja19876 жыл бұрын

    Tohizo fa tsara foana ! Deraina ny Tompo

  • @joselalaina1583
    @joselalaina15832 жыл бұрын

    Bjr groupe ny Avo

  • @joselalaina1583
    @joselalaina15832 жыл бұрын

    Tena tsara e indrindra mo e midera ny Tompo

  • @fensranaivoson3396
    @fensranaivoson33966 жыл бұрын

    ao tsara zareo a, atov misismisy oooo

  • @jeanjacquesrajaobelina5920
    @jeanjacquesrajaobelina59206 жыл бұрын

    Tsara izany raha hira satry fona hihira azy

  • @narindra6710
    @narindra67105 жыл бұрын

    Ay v mis anty hira ty r zalah ré 😊

  • @carlosmariano3461
    @carlosmariano34615 жыл бұрын

    Mankasitraka fa tiko be, daholo ny hira nareo ❤❤❤❤❤❤

  • @harilalainaandriamiseza3063
    @harilalainaandriamiseza30635 жыл бұрын

    Mankasitraka!tiko daholo ny hiranareo!

  • @nayraeskanya8023
    @nayraeskanya80234 жыл бұрын

    Tsar iammmmm mankasitraka eee tahin'i jesus daolo atsika rehetra amen ❤ ❤ ❤ ❤

  • @ratahakananthe8483
    @ratahakananthe84834 жыл бұрын

    Kanto loatra sad mampisaina

  • @jeanjacquesrajaobelina6803
    @jeanjacquesrajaobelina68035 жыл бұрын

    ts leo mhts ny sofiko mihaino azy ( mahereza fona midera ny tompo fa tsara izy )

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster91196 жыл бұрын

    mankasitraky anareo fa tsara aby ny hafatra ankira anareo e!

  • @VeroHanitra088
    @VeroHanitra0885 жыл бұрын

    ity ilay hira mampangoritsina :) tohizo ny fiderana ny Tompo fa tsara be Toriteny velona

  • @nathymyah3615
    @nathymyah36155 жыл бұрын

    Tiako loatra izy zany 😘❤️💖

  • @miary2475
    @miary24755 жыл бұрын

    Tena tsara ,mankasitraka !! Tariho izahay ho any Aminao Jesoa a !Amen

  • @user-jp3sv3ht8h
    @user-jp3sv3ht8h6 ай бұрын

    Misaotra an'iMihanta 3 mianadahy

  • @rasolofomananajeanberchman1166
    @rasolofomananajeanberchman11666 жыл бұрын

    tsara e! ento ambavaka ny havana rehetra!

  • @hantatianasederarandriamal965
    @hantatianasederarandriamal9654 жыл бұрын

    tsara feo laotra eh,,!!!😆😆👑👑👌👌👍👍

  • @olirandriamanantsoa1072
    @olirandriamanantsoa10723 жыл бұрын

    Tsara be

  • @ravelosonvoaharisoatakalo3406
    @ravelosonvoaharisoatakalo34064 жыл бұрын

    Tena androany za vao naheno an'ito hira ito! tena tsara! tena tiako! misaotra e!

  • @loverena6700
    @loverena67005 жыл бұрын

    tena tiato be le hira mafinaritra ery eee

  • @sandraravoavy7130
    @sandraravoavy71303 жыл бұрын

    Tena tsara loatra ity hira ity Misaotra ny namorona sy ny mpihira azy manga feo 🙏❤️❤️❤️😘

  • @user-qt6ev2gr7x

    @user-qt6ev2gr7x

    6 ай бұрын

  • @mandorokely6089
    @mandorokely60895 жыл бұрын

    manokatra aim-panahy be le hira ..mafinaritra e

  • @ranerisonrosa9372
    @ranerisonrosa93725 жыл бұрын

    salama e tena tsra e

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen59356 жыл бұрын

    Tsara hoany an danitra e! Fa otran ktza ilay vevavy iray am reo an!

  • @jeanclaryandriamampiononal7715
    @jeanclaryandriamampiononal77152 жыл бұрын

    Mankasitrake tena tsara ilay hira mamelombelona ny Fanahy

  • @aroniainany2636
    @aroniainany26364 жыл бұрын

    Merci

  • @mbolamamyfinaritra5499
    @mbolamamyfinaritra54996 жыл бұрын

    tiko be!!!!

  • @razafindrabemiora3644
    @razafindrabemiora36447 ай бұрын

    tsara loatra e!!!

  • @priscaary5314
    @priscaary53145 жыл бұрын

    tena tsara e, aleloia

  • @user-uw8be6sj3i
    @user-uw8be6sj3i7 ай бұрын

    Tena tsara loatra eeeee

  • @rabehnambinintsoa8801
    @rabehnambinintsoa88016 жыл бұрын

    mmm;tsaran'ny Tompo eh

  • @antonioandriantsilavina1095
    @antonioandriantsilavina10954 жыл бұрын

    mafinaritra eh

  • @manasehudson419
    @manasehudson4196 жыл бұрын

    mahafinaritra !!!!!

  • @fafisoarakotoarimanana6656
    @fafisoarakotoarimanana66564 жыл бұрын

    Tsara

  • @njarasoarakotonirina7550
    @njarasoarakotonirina75505 жыл бұрын

    tsar an!

  • @nantarajaona9183
    @nantarajaona91836 жыл бұрын

    Tsara b ny hira! d tsara be ny tenue ry Mihanta sy Rova a!!! D tsara ny Tompo e!

  • @ClararazakaharisoaSedra-ge8zk
    @ClararazakaharisoaSedra-ge8zk Жыл бұрын

    Tiko loatra toy hira ity mamy loatra

  • @evahfarasoa3252
    @evahfarasoa32525 жыл бұрын

    Tiko loatra

  • @lpg1220
    @lpg12203 жыл бұрын

    banger

  • @LilianepauletRaheliariso-kw7gm
    @LilianepauletRaheliariso-kw7gm Жыл бұрын

    ❤ tiko be

  • @razafimahatratramamydiary2413
    @razafimahatratramamydiary24135 жыл бұрын

    Msaotra betsaka

  • @ravelojulie9401
    @ravelojulie9401 Жыл бұрын

    😍

  • @priscaary5314
    @priscaary53145 жыл бұрын

    tsara tonikira ,

  • @mimichrisnah8649
    @mimichrisnah86495 жыл бұрын

    tsara ny hira f manainga zipo l mpidera atovy medrika fitafy

  • @elisabethranivoarinisa6946

    @elisabethranivoarinisa6946

    4 жыл бұрын

    Fa inona no hitanao ? Aza ratsy saina fa mba mazava sy madio fisainana !!!

  • @fanjavolaolivia4538
    @fanjavolaolivia45384 жыл бұрын

    Ef ela nandrasako ity tiko loatra tiako dhl mou zan hiranareo mampahery.Misaotra Tompo @talenta omeny

  • @miarinambininamiary4198
    @miarinambininamiary41984 жыл бұрын

    Misaotra Niavo a mankasitra

  • @herwanandriamihaja4472
    @herwanandriamihaja44723 жыл бұрын

    Tiako lotra,TOMPO ô

  • @kabascoolr
    @kabascoolr2 жыл бұрын

    What country is this?

  • @setradanny6998
    @setradanny69984 жыл бұрын

    Tenatsara tianao s'y zah jesosy

  • @rabenzou9611
    @rabenzou96115 жыл бұрын

    Tena nomen andtra talenta ianao ary nomeny ny fahiny masina

  • @hajaandriamanjarisoa6610
    @hajaandriamanjarisoa6610 Жыл бұрын

    Tsara feo e! Mirary soa e!

  • @naominirina4853
    @naominirina48535 жыл бұрын

    Tsarabe

  • @razanatsimbafamtini51

    @razanatsimbafamtini51

    5 жыл бұрын

    Tena makahery ahy daholo dieu vous benis

  • @sariakarafaranomenjanahary2295

    @sariakarafaranomenjanahary2295

    3 жыл бұрын

    Tiko be ity hira ity. Misaotra mampahery

  • @user-qt6ev2gr7x
    @user-qt6ev2gr7x6 ай бұрын

    Fanomezana Goavana

  • @lalainarakotondraibe2497
    @lalainarakotondraibe24975 жыл бұрын

    Tsara be