Nitondra fanazavana ny antony nirotsahany ho solombavambahoaka ny distrikan'ny Morondava i Rivo

Nilaza i Rivo fa nohon'ny TIM tsy manana kandida no nahatonga azy nilatsaka hanohy ny tolona efa natomboka ary tsy niala TIM aho hoy izy na dia nirotsaka amin'ny anaran'ny tenany fa mbola TIM raha tsy alan'ny any amin'ny foibe

Пікірлер

    Келесі