Namondrona ireo ekipany eny amin'ny fokotany ny vovonana FIRAISAKINA MORONDAVA

►Hafahana mizara ny asa dia namondrona ireo ekipa fototra ireo antoko mivondrona ao anatin’ny vovonana firaisankina Morondava ny Kandida Mamy Claver ka nandritra izany no nilazany fa vonona tanteraka ny hiatrika fifidianana ny vononana firaisakina sy ny mpiara-dia aminy
► Nilaza koa andriamatoa Maharo Jean izay lisitra faha roa ny kandida ny Firaisakina fa izay olon’ny antoko TIM tsy manohana ny kandidan’ny Firaisakina dia efa tsy TIM intsony izy zany satria tsy manaraka ny fitsipiky ny antoko

Пікірлер

    Келесі