Nagnino Kerobima Ankatso
Музыка
Aza atao fahazarana, ny fivavahana!
Malahelo Jesosy!
Chorale Kerobima Ankatso
Extrait DVD Vol.1 "Jesosy Tsara"
Aza atao fahazarana, ny fivavahana!
Malahelo Jesosy!
Chorale Kerobima Ankatso
Extrait DVD Vol.1 "Jesosy Tsara"
Пікірлер: 15
J'adorrt
Dila tsara ai ❤❤❤tiako jiaby hira nandre ai !!! mankasitraka Jesosy hamaly fitia anaro jiaby ❤❤❤❤
Misaotra an'i Jesosy fa mananatra antsika mandrakariva Izy! Fa izao: Isika izay fitaovana itenenany, dia aoka ho fianarana tokoa!!! Misaotra eh!!
tiko be,mampieritreritra;merci Kerobima ankatso e
IANAREO KEROBIMA TENA MBOLA MIAVAKA E!!
TSARA BE! AIZ LE SAR HD
j'aime beaucoup.
Misaotra fa tsara ny hira.Fa mba mangataka tonony azafady ra mety fa tianay be le izy.
Marina tokoa zany. Raitra e!
tsara ny midera ny Tompo e!!
tsara be
😍
tsara e
tena tsara loatra fa misaotra e!!!!!!!!!!!!!!!! fa misy fotoana oe tapaka kely le izy
tsara b