maty atsy , vonoina aroa : tsy andrenesam-peo ny mpitondra

Analyses prospectives des faits économiques et socio politiques malgaches

Пікірлер: 13

  • @loulettepauline4961
    @loulettepauline496122 күн бұрын

    Akory aby ny malagasy 🇲🇬🇲🇬 rehetra👋‼️ miarahaba anao sy ny ankohonanao mR Fleury ❗️

  • @AlphaIarison
    @AlphaIarison21 күн бұрын

    Mbôla tsara antsika jiaby Akhama Habibiana tsy roa aman-tany no iainana😢😢

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo21 күн бұрын

    Salam'ô! Mampalahelo izany hira izany Mr Fleury 😥

  • @user-bb3ft1lr1d
    @user-bb3ft1lr1d21 күн бұрын

    ❤❤❤

  • @narcisseakbaraly4946
    @narcisseakbaraly494620 күн бұрын

    Coucou Mr Fleury ❤️❤️❤️❤️

  • @user-gx5mi6gy8u
    @user-gx5mi6gy8u22 күн бұрын

    Miarahaba Mr Fleury. Efa biby fisainana mihintsy ny gasy ankehitriny. Mankasitraka lalandava.

  • @user-ui9kh6dn6b
    @user-ui9kh6dn6b22 күн бұрын

    Io tsy wndrinesampeo na premier ministre. Na voany menance koa donc izy fotony fomba tsikombakomba jiaby

  • @carlarose6797
    @carlarose679721 күн бұрын

    Bonjour Fleury. Salama ? Finaritra mahita anao isan andro. Enga ka hitohy, ho lava.

  • @loulettepauline4961
    @loulettepauline496122 күн бұрын

    Efa hatrin’ny ela no tsy fantatrireo pidongy toerana ireo ny tsy firaharhana ny Ain’olombelona 😭😭😭indrisy ‼️

  • @user-ui9kh6dn6b
    @user-ui9kh6dn6b22 күн бұрын

    Io nitenenako fona tokony misy apareil tested ADN .karaha ny any ivelany.

  • @Overcomer-do1mr
    @Overcomer-do1mr21 күн бұрын

    Am-pitiavana be no hilazana Fleuri fa mila manao exercises ianao fa scientifiquement parlant tena mampidi-doza ny hatavezana. Sauf hoe misy antony manokana, izay mety tsy fantatro, fa tena tsy maha ela velona io fa miangavy anao aho hanena tena, hanao exercises (Tsy sport for exercise) reguliers fa sady mampikoriana ny rà io, no manatanjaka ny ozatra, no mampiena ny tavy, no maha ela velona. Atsipy ny teny am-pon'ny mahalala 😊🫡😉

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro877421 күн бұрын

    ka zareo tsy misy mamono fa misy mars mils be dia be miambina azy reo ko ,,, fa n’y vahoaka malagasy tsy misy miraharaha zany

  • @user-ui9kh6dn6b
    @user-ui9kh6dn6b22 күн бұрын

    Dikany olona ray ihsny no manso io aomby igny tsisy tdiny nivonoina raha any ivelsny de namono aomby de hotra kafo sy garage mihstra sitrany mamon'olona fotony tsisy defiance eto rsha jiaby tsisy aminy laonany