Matoatoa tao Tsarafara Behenjy

Ғылым және технология

Tantara marina niseho ny taona 2000 ity atolotra ho antsika ity mikasika ny matoatoa nanakorotana ireo mpiasan'ny Radio Tantsaha Imerina Akanga.

Пікірлер: 26

  • @PierrotAlbert
    @PierrotAlbertАй бұрын

    Très intéressant beaucoup ça

  • @aurelineseheno6389
    @aurelineseheno63892 жыл бұрын

    Za niofana Tao no Sady zanak'i Behenjy,Mbola anisan'ireo komity nanomana ny fananganana n'y Radio fa raha ny zava-nisy no dinihina araka n'y resaka nataon'ilay narahiny voalohany dia fanahin ilay Ramaintso akanjo angamba ilay izy Sady Io anarana Io KO no noresahiny. Ara -tantara Dia zanaky ny mpanjaka teny iharanandrina ilay Ramaintso akanjo ary Io no nanaraka Ilay mpiandraikitra s'y nanakorotana, marihiko eto fa misy fasana eny antampony iharanandrina izay nametrahana n'y émetteur Ilay radio Ary misy ireo zana-drano manao fomba eny Ary betsaka Zavatra fady na tsy azo atao eny nefa izy nivezivezy teny (oh tsy azo anaovana kiraro eo Ilay misy fasana)mety izay no Antony na KO Mbola nisy fomba hafa tokony natao akoatr'ilay fangatahana n'y ametrahana n'y fitaovana

  • @martinirakotondrazafy5114
    @martinirakotondrazafy51144 жыл бұрын

    Ny maty tsy mahay na inona na inona fa ny devoly no mampitahotra ny olona na maka endrik'olona efa maty

  • @gadonagasy6347

    @gadonagasy6347

    3 жыл бұрын

    Itony indray ilay donton'ny fampianaran'ny tandrefana, Raha vao zavatra metimety amin'ny saina dia "deraina jesosy" , raha vao tsy metimety @saina dia lazaina fa devoly, tsy mahalala afa-tsy izany

  • @setraheriniainamicayarakot1413

    @setraheriniainamicayarakot1413

    3 жыл бұрын

    Marina

  • @nasarilala9171
    @nasarilala91715 жыл бұрын

    Misy ny matotoa tena efa niaina t@zany trano toizany ny tenako, Fa ny fahitako azy dia mety ho misy mpamosavy mpanao ody ratsy any ary maniraka fanahy ratsy hampitahotra....Azo resena tsara izany fa roahy @anarany Jesosy... Vavolombelona naharesy izany ny tenako 5taona lasa izay

  • @RasoarimanaLouisete-uv7cn
    @RasoarimanaLouisete-uv7cn Жыл бұрын

    Tena enjan zanii marin ,

  • @elianeeliane5609
    @elianeeliane56095 жыл бұрын

    Nga tss mivavaka nareo rehetra tao NY RAN'i JESOSY KRISTY no vaholana JESOSY KRISTY irery no vahaolana

  • @fabloratsimbazafy7764

    @fabloratsimbazafy7764

    4 жыл бұрын

    MANOFY II

  • @video7ismael

    @video7ismael

    4 жыл бұрын

    mety aminao izany...ilay jesosy anie personne virtuelle e! noforonina tato aoriana fa tsy olona tena nisy...fantaro fa ny teny hebreo/jiosy tsy ahitana litera J....dia iza izany io Jesosy io? anarana avy aiza?

  • @mahefarisonandrianaivo5601

    @mahefarisonandrianaivo5601

    4 жыл бұрын

    @@video7ismael siora mitsy zoky e💪💪 to d tiko b le valiteninao

  • @fetyraobelina859
    @fetyraobelina8595 жыл бұрын

    Matoatoa avy amin'ny fanotaniana hoe TOA ? TOA ? TOA ? toa..MA matahotra anie izy izany e na hoe TOA hafahafa izany zavatra hitako izany e...izany hoe misy fanahy maro be mialoalo eto amintsika eto...mety ho rehantsika tampoka na koa mety ahita zavatra hafahafa mihintsy.mety ho fanahy ratsy amintsika na koa mety ho tsara amintsika.

  • @hery-zorabarijaona4777
    @hery-zorabarijaona47772 жыл бұрын

    Tsy hita intsony msé Manantsoa. Ngamba lasa any ukraine

  • @elyrk2258
    @elyrk22582 жыл бұрын

    kay enjanabe zania zah tena,mataotra anireny mitsy ko 😱💀

  • @cazalsolo
    @cazalsolo2 жыл бұрын

    Fanadalana saimbahoaka maninona tsy asinaaa caméra de hita izay misy.

  • @nirinaramarosoa7195

    @nirinaramarosoa7195

    Жыл бұрын

    Loza mintsy tena mampalahelo lay malagasy kanosa loatra ary ny pasitera sns koa vo maika mampitahotra ny vahoaka koa aiza moa no ho tafavoaka, kanosa ray tanana, nisy mpanampinay zay andro hariva nahita lay traversin tao an trano mifono taie fotsy dia nikikika re ty izy oe ohatran'ny faty ono d tsy nety natory tao an efitra lay ankizy fa maty tahotra b tao😭

  • @finaritranirina1149
    @finaritranirina11494 жыл бұрын

    zao ty vo hitako efa19ans aty aoriana nef d tany aminay,enjana b$

  • @rabeharilalagullaniah5249
    @rabeharilalagullaniah52495 жыл бұрын

    Ts matoto zan fa olo tena milalao ody ratsy fotsiny @ io tanana io

  • @jerryralaivao8518

    @jerryralaivao8518

    5 жыл бұрын

    tena mis zan ka zah mihints no ef nahit maso

  • @brendahannahbrianda2389

    @brendahannahbrianda2389

    2 жыл бұрын

    @@jerryralaivao8518 zah tsy mahafantatra, mbola kely zah papako maty , tam zah 9taona tam 2009 , ary zah anisany tiany papako indrindra tam nay telo miandahy , mbola tsary nahita izy zah ,fa mantetik manofy azy , fa taminy izahay andeha atory rahavaviko nilaza fa nitsagana teo am tamiagna nay ony papa , nefa zah tsy nahita zany de natahotra rahavaviko tam zany

  • @rasoarivonymarieeliane148
    @rasoarivonymarieeliane1483 жыл бұрын

    mety hoe tsy dia tena mifandray fa misy fanotaniana: Inona no mahatonga olona mahita aloka olona miditra amtrano am alina sendra taitra. Tany antsohihy ny tenako tamzany. Tsy nanofy, tsy nijery film orera: Ary ilay aloka olona dia ny tsapako dia taitra izy hitako satria tsy nampoiziny ho hitako izy(izay no tsapako tamn'io fotoana io.

  • @charlinembd

    @charlinembd

    3 жыл бұрын

    Miarahaba eh. Afaka tantaranao amiko @ fb ve izany tantara izany azafady fa tena liana @ tranga toa izany aho ka tiko tantaraina an-tsary @ KZread. Ity ny kaontiko fb : Charline Mboty. Misaotra mialoha 😊

  • @acharaz6926

    @acharaz6926

    10 ай бұрын

    Sao dôzy ianao t@ zay ?

  • @mrevsi3776
    @mrevsi37764 жыл бұрын

    Zay le hoé maison hantée, talohany nampiasainareo ilay trano dia tokony nanao fomba2 aloha hianreo surtout raha trano ela tsy nisy nampiasa

  • @anta1232
    @anta12324 жыл бұрын

    Tena misy io ka tenako zao taomin namana piara miasa fa oe magina ry zareo Ry zareo zany no piadr le trano teo Soavina ar prezateny tam le mme Tompo trano aho sy ny olo tiako Ao am le trano vilany s vilia hian no etinao f ls rehetr ao .Ny hafatr le mme oe tena topony oz tia madio ar ti olona mazava fo .de zao am zay ara tatara za mo mirava 18h av an vao made matsaka rano an anaty lohasa magina zay milolo an le siô doko ren aho otrany oe ts mazefatra zany .jai mo rerak aho de ts mavuta mapirina Trano verina av miasa zay madio s milam aviko trano fa natoga ana niala teny de ity zahay ao atenaenan no petsaka le namako ao abany doc mihidy ar aty amilo lclé feno rano le sinibe vida nialako maraina teo .tahotra nena fa de anisany nanapy ahy le matoto tao

Келесі