Manandratra - Fanjakan'ny mpisorona

Пікірлер: 20

  • @muriella20
    @muriella206 жыл бұрын

    Ka matoa ange mcar tsy mitabatra aminy Mozambika de tany narovanadriamanitra e , de zany tantarako zany de tena faly za fa tena akaiky ANADRIAMANITRA sika Malagasy misaotra ramose a

  • @marsonnirina2225
    @marsonnirina22256 жыл бұрын

    EH! ianareo mpanankiana ireo ,aleo mamaky baiboly aloha vao manankiana azy ,mivavaka hoanareo mba hanana fahazavan-tsaina .Fa matoa nisy izao tontolo izao dia nisy namorona ,ary ny marina izay miafina dia tsy maintsy hambara na maro aza ny tsy hino.

  • @gondwanalaurasia679
    @gondwanalaurasia6793 жыл бұрын

    "...DIA HO FANJAKA-PISORONA SY FIRENENA MASINA HO AHY IANAREO..." (Eksodosy 19:6).

  • @marsonnirina2225
    @marsonnirina22256 жыл бұрын

    satria maninona no tsy nino ny olona ,tsy nino satria tsy mahalala nohon'ny tsy fananana fahazavan-tsaina.

  • @sergerakotonoely5824
    @sergerakotonoely58246 жыл бұрын

    Ayayay, ny didy folo , niala tany ISRAËL Nandalo tany ÉTHIOPIE aloha (fanamarihana)

  • @sergerakotonoely5824
    @sergerakotonoely58246 жыл бұрын

    Volana vitsivitsy après 2013 dia hiova I madagascar Ny famonanina milaza fa inao ilay MPANJAKA hitondra an'i gascar.

  • @ravelonarampiandra3861
    @ravelonarampiandra38616 жыл бұрын

    Aiza ze volana isaina eo,,,Rajaonarimampianina ary no nitondra atr@2013,,ts ay ze marina, samy miteny daholo

  • @lemaherylahbalita5239
    @lemaherylahbalita52396 жыл бұрын

    Aza mampiesona eo kou enao ra zokibe .Gasy,gGasy ihany ,fa tsisy jiosy zany

  • @doseup489
    @doseup4896 жыл бұрын

    Ndiana doma be

  • @marsonnirina2225
    @marsonnirina22256 жыл бұрын

    fa na ny mpaminany nalefan'Andriamanitra aza dia mbola maro no tsy nino

  • @onjanjao772
    @onjanjao7726 жыл бұрын

    Tianao hiady tany hoatran Palestine .sy Israël ko Gasy . Ndana enao Mody àn Israël fa any razambe anareo .fa tsy àn juif izany i madagasikara Ny jiosy dia olona tsy manana tany.

  • @martinirakotondrazafy5114
    @martinirakotondrazafy51146 жыл бұрын

    Angano angano;arira arira

  • @sergerakotonoely5824
    @sergerakotonoely58246 жыл бұрын

    Ny taranaka jiosy mijanona @ ancien testament fa tsy mampiasa nouveau testament na maka référence any @ jaona.

  • @marsonnirina2225
    @marsonnirina22256 жыл бұрын

    IZ NO TSY HANANDRANTRA NY FIRENENY

  • @sergerakotonoely5824
    @sergerakotonoely58246 жыл бұрын

    On dit: EL YEHI -- alef lamed YOD

  • @ravelonarampiandra3861
    @ravelonarampiandra38616 жыл бұрын

    tsis fanjakàn'i Mkara zany jusk zao kanef oe volana no isaina de ho avy izany

  • @gondwanalaurasia679
    @gondwanalaurasia6793 жыл бұрын

    "...MITSANGANA, MIHAZAVÀ, FA TONGA NY FAHAZAVANAO, ARY NY VONINAHITR' ILAY MPAHARY EFA MIPOSAKA AMINAO..." (Isaiah 60:1).

  • @eliacelestineraeliarimanan1019
    @eliacelestineraeliarimanan10194 жыл бұрын

    Madagascar dia tany masina ho anareo rhtr ze tsy mino, maro ny porofo fa taranak'Israel ny Malagasy Ary ho avy zany fanjakam_pisorona zany ts ho ela

  • @sergerakotonoely5824
    @sergerakotonoely58246 жыл бұрын

    On dit : YESHUA BEN DAVID cher monsieur, raha ohatra ka juif na taranaka jiosy ise, jesosy ho an'i kristianisme , fantatro izay arahanao, izay vao mampita histoire sy mampianatra ny malagasy de tafita I (idris ahmad ascar ) raiso raha mahasoa sy hitanao fa marina, avereno amiko raha tsy mety aminao.

  • @sergerakotonoely5824
    @sergerakotonoely58246 жыл бұрын

    Anio 21mars2018 isika izao : ilay mpitodra an'i Mcar : hoy ny famonanina nomenao : mahalala an'i 'yeshuah: oui il était diacre depuis 30 ans . Tsy manao kolikoly ? ?? TARANAK'ANDRIATOMPOKOINDRINDRA ? ?? avaradrano ??? Lol mdr

Келесі