Mahatoky Loatra / Too Faithful - Cevam

Музыка

Mahatoky Loatra (Too Faithful) - Moses Bliss
Malagasy version performed by Cevam Church Madagascar (Worship service November 2020)
Lyrics
1-IANAO NO ILAY OMALY
ANIO ARY MANDRAKIZAY
IZAY LAZAINAO DIA IZAY NO ATAONAO
TSY MBA MANDAO, TSY MIOVA
FA MAHATOKY HATRAMIN NY FARANY
ANDRIAMANITRA, MITSAOKA ANAO
MITSAOKA ANAO
REFRAIN 1 :
MAHATOKY LOATRA IANAO TSY HANDAO AHY
MAHATOKY LOATRA TSY HANDISO FANANTENANA
NOPOROFOINAO IZANY TAMIN’NY FIAINAKO
KA TSAPAKO ANKEHITRINY
MAHATOKY LOATRA IANAO TSY HANDAO AHY
2- IANAO NO ILAY OMALY
ANIO ARY MANDRAKIZAY
IZAY LAZAINAO DIA IZAY NO ATAONAO
TSY MBA MANDAO, TSY MIOVA
FA MAHATOKY HATRAMIN NY FARANY
ANDRIAMANITRA MITSAOKA ANAO
MITSAOKA ANAO
REFRAIN :
MAHATOKY LOATRA IANAO TSY HANDAO AHY
MAHATOKY LOATRA TSY HANDISO FANANTENANA
NOPOROFOINAO IZANY TAMIN’NY FIAINAKO
KA TSAPAKO ANKEHITRINY
MAHATOKY LOATRA IANAO TSY HANDAO AHY
TIANAO LOATRA, TSY HANDAO AHY IANAO
TSY HAMELA AHY AMIN’NY ANTSASA-DALANA
ZAY NATOMBOKAO TSY MAINTSY VITAINAO
KA TSAPAKO ANKEHITRINY
TINAO LOATRA TSY HANDAO AHY IANAO
MAHATOKY LOATRA IANAO TSY NANDAO AHY
MAHATOKY LOATRA TSY HANDISO FANANTENANA
NOPOROFOINAO IZANY TAMIN NY FIAINAKO
KA TSAPAKO ANKEHITRINY
MAHATOKY LOATRA IANAO JESOSY O

Пікірлер: 8

  • @jeanbenoitrabenantenaina9659
    @jeanbenoitrabenantenaina96593 жыл бұрын

    mahatoky tokoa ny Teniny.Amen

  • @kimmike1175
    @kimmike11753 жыл бұрын

    Mahatoky tokoa Jesosy

  • @fjjffh4770
    @fjjffh47703 жыл бұрын

    Mankasitraka indrindra amin'ny Hira fa tena mahafapo tateraka anaty fiakohofana mitombo fahasoavana antrany ravavy

  • @jeanbenoitrabenantenaina9659
    @jeanbenoitrabenantenaina96593 жыл бұрын

    Amen

  • @doucettemahazotsara4082
    @doucettemahazotsara40823 жыл бұрын

    Amen🙏🙏, matoky anao ah.

  • @fjjffh4770
    @fjjffh47703 жыл бұрын

    Mitombo fasoavana antrany ko ny fiangonana Cevam

  • @balaremm6639
    @balaremm66393 жыл бұрын

    AMEN 🙏❤️

  • @nomenaraharimalala220
    @nomenaraharimalala2203 жыл бұрын

    Mahatoky ah fa ts hamela anah @ ants an dalana Izy

Келесі