L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 05 JONA 2024 : 👉 RAMILISON Nomenjanahary

Resadresaka Mahakasika ny:
- Raharaham-pirenena
- Fifidianana solombavambahoaka
Mpanolotra: Diamondra ANDRIANAIVO
L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 05 JONA 2024 :RAMILISON Nomenjanahary - Kandida Solombavambahoaka - Faratsiho
#actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous

Пікірлер: 41

  • @jeanghiono28
    @jeanghiono28Ай бұрын

    Courage mon frère! hiaraha-mahita ny kankana manimba ny firenena. Mila anao ny Tanindrazana

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192Ай бұрын

    Ekena fa tena VAHOAKA MANDINIKA n'y VAHOAKA n'y FARATSIO courage Atoa MILY courage ry VAHOAKA MISY ANDRIAMANITRA mpitsara ambonin'ny mpitsara Rehetra🙏

  • @AlanFrancky
    @AlanFranckyАй бұрын

    Courage zandrye fa vehivavy mpa'ndainga iny be molotra iny

  • @lafamaxerieestpasfinie
    @lafamaxerieestpasfinieАй бұрын

    Aza manaiky ny tsy rariny ry Faratsiho aaaa

  • @doseup489
    @doseup489Ай бұрын

    Aza manaiky mihitsy ry vahoaka fa antsika ny sandry. Tsara hovonoina ho faty daholo ireo foza tay ireo😀😃😄😁

  • @user-eb1vj6gw7w
    @user-eb1vj6gw7wАй бұрын

    Merci ,ianareo rehetra vahoaka Faratsiho,nahay ,nisafidy ,olona afaka ,hikarakara,s'y hampandroso n'y tanananareo.Masina n'y Tanindrazana.

  • @LovakantoRabarison
    @LovakantoRabarisonАй бұрын

    Courage Mila aza manaiky mihitsy eh

  • @na_berandrianasolo9100
    @na_berandrianasolo9100Ай бұрын

    Misaotra ny Candidat Mily ! Tsy manaratsy olona amin'ny maha-olombelona izy; toetra mendrika ho an'ny Mpanao Politika . Aleo ny hevitra no ampiadiana e !!!

  • @rakotonirinaaimerichard9021
    @rakotonirinaaimerichard9021Ай бұрын

    courage fa efa tsipaky ny miala aina ni ani BM io namana an,

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1ynАй бұрын

    Mahay ity tovolahy ity

  • @user-hb7tk8dk5h
    @user-hb7tk8dk5hАй бұрын

    Tsara be ilay hoe mba manaiky resy koa na dia antoko matanjaka aza. Mankasitraka mr Mily!

  • @HonoreRAVELOMANGA
    @HonoreRAVELOMANGAАй бұрын

    Mankahery anao zahay avy aty avaratra monsieur le député

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1piАй бұрын

    Aza amelana hatramin'ny farany Mily a!efa fanaondreo io manodikodina ny safidim-bahoaka!

  • @olgaravoahangimalala747
    @olgaravoahangimalala747Ай бұрын

    Matoky anao ny vahoakan'i Faratsiho ingahy Mily, ataovy zay vitanao amin'ny fampandrosoana io faritra io, zanaky Faratsiho aho fa aty ampielezana, manaraka isan'andro ny raharaham- pirenena.

  • @vivianerakoto8093
    @vivianerakoto8093Ай бұрын

    Mankasitraka azy fa tena hita hoe olona misaina izy an!🇲🇬👍

  • @rabeharimangatovoherivelon9067
    @rabeharimangatovoherivelon9067Ай бұрын

    Misaotra anao nijoro

  • @HasindrantoTovosoaRafidison
    @HasindrantoTovosoaRafidisonАй бұрын

    misaotra anao ary efa manomboka izao ny fitotongan ireo orange sy forongony. Efa akaiky mihitsy io fiafaran io fitondrana io rehefa ijoro daholo ny malagasy

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofoАй бұрын

    Misaotra betsaka anareo mianadahy❤

  • @ranjede3838
    @ranjede3838Ай бұрын

    Osy e ry Henriette e!

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364Ай бұрын

    Ny candidats ny fanjakàna rehetra mintsy no mamadika resaka ny zavatra rehetra nataon-dry zareo nandritrin'ny fifidianana ry ( lalatiana, augustin, naivo raholidina, ninah, ratsivahiny)

  • @rabeharimangatovoherivelon9067
    @rabeharimangatovoherivelon9067Ай бұрын

    Mankahery anao Mily , tsy ao faratsiho irery ihany no tratran'izany oe kandidam-manjakana manao tsindry isankarazany @ mpiasam-panjakana , efa mahafantatra ireo tranga misy daholo ny vahoaka , efa tonga saina ny vahoaka ka izay antony azy tsy hifidy kandidam-panjakana satria manimba fiaraha-monina na eo anivon'ny fanabeazana na sehatra ara-panjakana rehetra. Efa vonona hanova ny Malagasy koa mahereza fa manohana anao ny maro an'isa

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6jeАй бұрын

    Courage monsieur Deputé ,mankahery anao fona ny vahoaka

  • @almaelinirina7456
    @almaelinirina7456Ай бұрын

    Tena olona mazava saina b enao. Misaotra e! Tohizo fa tsara ny natiora. Ho olombanona hatrany. Tahin'i jesosy ary tompoko.

  • @MarosoaManitriniainaRamangasoa
    @MarosoaManitriniainaRamangasoaАй бұрын

    Tena olona hendry ianao fa tohizo hatrany ilay fahendrena anananao ry miligramme😂

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584Ай бұрын

    Efa mijaly b ny vahoaka efa vola b no naloa aza manaiky ry vaboaka

  • @dieudonnerakotomanga-bs1yn
    @dieudonnerakotomanga-bs1ynАй бұрын

    Afa ihany ny olona nianatra

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584Ай бұрын

    Mahereza deputé Mily a

  • @NyAntsoRakotondrabe
    @NyAntsoRakotondrabeАй бұрын

    Ny Marina marina fona Mily a, mila anao zahay e, efa lany d'office enao e

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584Ай бұрын

    Hangalarambato lava izao kosa v 😊

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jrАй бұрын

    Koriabii Mily aaa

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584Ай бұрын

    Ny mamo indray no miantso polisy eeer

  • @user-kd8ep5br6v
    @user-kd8ep5br6vАй бұрын

    tokony tonga saina isika malagasy rehetra tsisy fampandrosoana eto raha tsy mipetraka tsara ny fanarahan-dàlana

  • @elidaurin3816
    @elidaurin3816Ай бұрын

    Député Mily il était sur toutes les chaînes hier😊

  • @arisonharijaona2670
    @arisonharijaona2670Ай бұрын

    Mankahery e!! eo foana isika na dia tsy avy any aza ny tena!

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584Ай бұрын

    Tsy ataony otry ny vadiny

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584Ай бұрын

    Aza mahery mihina menaka isika mianakavy aloha sao marary e sakafo voarara anaty Baiboly

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584Ай бұрын

    Efa naloan vahoaka d mikiry biby mieritreritra hoe tian vahoaka odoie

  • @fenohasinafelamboahiranara6552
    @fenohasinafelamboahiranara6552Ай бұрын

    Aza mandainga eo tena fa ireo Diaspora ireo sy ny mpanohatra manome vola antena.

  • @tsitorandria8573

    @tsitorandria8573

    Ай бұрын

    kkkkkkkkkk, tena koa dia misahirana,kkkkkkkkk

  • @bilakely1287
    @bilakely1287Ай бұрын

    45% sy 40% anie ka tsy midika hoe ny vahoaka manotlon'i Faratsiho no nifidy an'i Mily e! Misy olona 4 ao anatin'ny 10 izany mbola tia an'i Toutou Lala. Sady izy koa anie ka ho lasa Minisitra e! Ary @ 2029 lasa Filoham-pirenena.

  • @harizakasandratra5442
    @harizakasandratra5442Ай бұрын

    Alefa Mily

Келесі