L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 01Jolay 2024 👉 Pasteur André MAILHOL

Resadresaka Mahakasika ny:
- Fifidianana Solombavam-bahoaka
- Antenimierampirenena
- Fiainampirenena
Mpanolotra: Mendrika RAZAFINDRATSIMA
L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 01Jolay 2024 : 👉Pasteur André MAILHOL -Filoha Mpanorina Ny Fiangonana APOKALIPSY
#Madagasacar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous

Пікірлер: 10

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana2522 күн бұрын

    N'y olona rehetra no milaza fa pangalabato ry pasteur ô, Fa tsy n'y panohitra rery no manana maso mijery, ary politika io, n'y hoe lohany ve no hilazana fa 1er liste n'y panohitra, zay no Maha politika n'y politika,

  • @welsondedese1608
    @welsondedese160822 күн бұрын

    TENA MARINA NY VOALAZANAO Atoa PASTEUR MANOLOANA @ NY ZAVATRA NATAON'I HCC MBA ANGINANY PANOHITRA

  • @lucienralaivita1497
    @lucienralaivita149722 күн бұрын

    misabaka ...

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe782022 күн бұрын

    ny probleme ko ny hanovana ny constitution afaha ny fitondrana mampitombo ny 3éme mandant ny tgv sy lois hafa maro tombony ny fitondrana sy ny forongony

  • @rivoraza9227
    @rivoraza922722 күн бұрын

    Raha ny fitantaran’ity mpaminany ity, dia manipuler ihany izany ilay législatif, fa manipulation bien bien calculée. Dia izany tokoa Ve ? MBA mahagaga izany analyse izany, fa toa tao antin’ny secretn.ny mpitondra ingahy mpitandrina

  • @josephinerasoarimalal2979

    @josephinerasoarimalal2979

    21 күн бұрын

    Ka ny mpanohitra etiny fankahalana an rtoa Lalatiana rakotondrazafy dia izay nisy any lalatiana no narahany zareo koa 😂😂😂

  • @rivoraza9227

    @rivoraza9227

    20 күн бұрын

    @@josephinerasoarimalal2979 izany indrindra. Tsy hitany ny famafan'ny hcc vato mandresy azon'ny mpanohitra , ka lasa nandresy indray ny irmar. Vokany : tsy nahazo majorité absolue ireo dia lasa nahazo indray. !

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe782022 күн бұрын

    fa tsy hitanao tany faritra ary teto Iarivo aza hita ny manipulation de l 'état - jereo ny fomba éliminé na ny Rossy sy ny maro mody hoe CANDIDATS tsy miankina nefa any fitondrana ihany ireny ny maro @ireo - jereo tsara ny suite ny

  • @ranaivosonherimanitra5110
    @ranaivosonherimanitra511022 күн бұрын

    Forcer nareo haminany ftsny ilay olona😂😅