KOLONELY FANEVA | DROIT DE RÉPONSE.

DROIT DE RÉPONSE.
Tonga amin'ny fotoana nifanomezana isika, fotoana izay hamintinana ny famaliana ny publications tao amin'ny facebook mahakasika ny tenako indrindra eo amin'ny fomba fiasa .
🤏Koa indro ary ny andinidininy amin'izany
🤗Mihainoa finaritra tompoko🙏

Пікірлер: 18

  • @rolandl.herinirina8480
    @rolandl.herinirina84802 ай бұрын

    Merci Mon Colonel Faneva. Misondrota hatrany amin'ny avo

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr2 ай бұрын

    Tsara ny vitanao sy ny témoignage fa n'y indro kely ..milles merci ,mon Colonel...mais fallait pas faire l'éloge de Cédric .

  • @user-wn5vt9jg1i
    @user-wn5vt9jg1i2 ай бұрын

    Courage Faneva. Tena mampandry tany ianao ka tohizo fa arahanay vavaka , tohananay hatrany ianao

  • @user-ph3gg8ku3g
    @user-ph3gg8ku3g2 ай бұрын

    Tohizo ny tsara vitanao mon Colonel ary mirary soa hatrany mba ho fitaratrin'ny ZANDARIMARIA

  • @randriamarinaeddie7215
    @randriamarinaeddie72152 ай бұрын

    Pourquoi Les gens Au pouvoir à Madagascar surtout ceux qui sont en poste actuellement ne supporte pas les critiques En sachant que seul les critiques peuvent leurs donner Une opportunité gratuite d'améliorer leur politique..... un gouvernement qui ne supporte pas les critiques c'est un dictature moi je ne cache pas je vous signale juste mes petits remarques

  • @cynthopeux1072
    @cynthopeux10722 ай бұрын

    Courage mon colonel 🫡

  • @montanalo4054
    @montanalo40542 ай бұрын

    miarahaba manaja anao kolonely FANEVA mahafinaritra si tsara be ni asa ataonao zahai ati ivelany de manaraka KZread et fb ianao no hapiova ni zavatra rehetra an i madagasikara makasitraka eee tahinadriamanitra

  • @riantsoalalaina243
    @riantsoalalaina2432 ай бұрын

    Mafinanarotra n'y asanao mMon colonel , mahatsiaro milamina tanteraka n'y vahoaka n'y Menabe rehefa nisy ianao

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel24902 ай бұрын

    Miarahaba anao Meur.Colonel Faneva ! Nihaino ny fanazavanao tsara tompoko , tsy misy ny maha- ratsy manao soa @ Tanindrazana , fa ny olana dia mipetra foana noho tsy fahamarinan'ny mpitondra maro Malagasy ! Maheno ny fiaraha- miasa @ androm- panjakana Filoha Andry Rajoelina izao tompoko , dia efa hita maso , hitam- poko, hitan'izao tontolo izao ! Mazava hoazy Meur.Colonel , raha misy ny fanejehan'olona anao tompoko ! Olona Psychologie mihaino ny fanambaranao eto tompoko , dia tsy mazava sy tsy madio tanteraka ny tetika ! Ary mbola misy lololom- po manenjika ny hafa ny fanambarana eto tompoko ! Raha mitaiza olona marina ianao Meur. Colonel dia diso sy miaraka @ laingalainga Politique ! Tena mampalahelo ny toe- tsaintsika Malagasy , indrindra fa ny mpitondra izay nanao ny tsy rariny rehetra ! Efa nidisoana ny fitaizana ny vahoaka Malagasy , hatao an'izao , hatao an'izao , koa efa tsy mety kosa eh ! Ity fitondrana ity Meur. Colonel dia hita maso , hitan'izao tontolo izao, hitam- poko, efa voasoritra fa tena feno( kolikoly, Mafia ). Mila miova ny olona izay nanao ny tsy mety rehetra, satria efa sarotra @ vahoaka ny hino anareo mpitondra tsy feno fahamarinana tanteraka io ! Koa mino fa ny marina tompoko , dia ny marina hatrany ! Ilay Zanahary sy ny Razan- tsika no hery lehibe hitsara antsika tsirairay avy , fa isika kosa dia manantanteraka ny safidy ! Masina ny Tanidrazsna !

  • @oelitinatsilavinajulienrak2084
    @oelitinatsilavinajulienrak20842 ай бұрын

    le likalahy mpidaroka vahoaka ty ze tenen'lah fa efa fratsy elah eo anatrehanay e

  • @ralaiaabraham3446
    @ralaiaabraham34462 ай бұрын

    mankasitraka fa tokony tongasaina sy handray andraikitra koa ny olobe manampahefana rehetra satria mbola maro ny faritra miandry ny asa mampivoatra entinao . mirary soa .

  • @gasymotivation1044
    @gasymotivation10442 ай бұрын

    Mankasitraka am asa zay ataonao !ary mankahery hatrany am adidy zay hiantsorohanao zay sarotra am.hafa no hanao azy saingy mora aminao satria mendrika enao.🤙🤙🙏🙏💯💯💯feheziko anatin zao teny izao n asanao oe " ne perd pas ton temps a expliquer a une mouche que le miel est meilleur que la.merde "....misotra indrindra

  • @SuzanneRASOANATOANDRO
    @SuzanneRASOANATOANDRO2 ай бұрын

    Marina Aby ny voalazanao tompoko fomban'ny tsy mandray andraikitra ro be critique courage agnao aba fa Aho Dia mivavaka hoe maromaroa ny tahaka anao fa mahafinaritra be ny fihetsika

  • @hery-zorabarijaona4777
    @hery-zorabarijaona47772 ай бұрын

    Tena nanao lavitra noho io kolonely io i baomba

  • @AlainGastonRazakarijaona
    @AlainGastonRazakarijaona2 ай бұрын

    reefa inona ny mpandika lalana no gadraina? reefa inona no lazaina fa miova fo dia samy vita?

  • @tianasaib9003
    @tianasaib90032 ай бұрын

    C'est quoi c'est lui qui bombe lacrymogène les gens

Келесі