Jesosy tsara KEROBIMA ANKATSO feat Jao clip 2016

Пікірлер: 24

  • @cjaaren8303
    @cjaaren83034 жыл бұрын

    Tiako loatra 'ty hira 'ty, mankasitraka ny Kerobima Ankatso ❤️❤️❤️ Jesosy tsara eeee 💖💖☺️

  • @angemauriciarazafimamonjy2299
    @angemauriciarazafimamonjy22994 жыл бұрын

    Tena mafinaritra le hira misotra an i chorale sy Jao iany ko fa tena mpihiran iJehovah tena mafinaritra gentil 😘😘😘

  • @raza7958
    @raza79582 жыл бұрын

    Mamiko loatra ny anilanao jesosy o!tiako ny anilanao jeso, voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany

  • @dinavololonarakotovahiny5849
    @dinavololonarakotovahiny58496 жыл бұрын

    mankasitraka deraina ianao Tompo !1 mamiko loatra ianao Jesosy,Tsara ianao Jesosy!!

  • @hanitriniainasedraniaina9015
    @hanitriniainasedraniaina90153 жыл бұрын

    Jesosy tsara e. Tiako ny anilanao...

  • @holyrakoto4264
    @holyrakoto42647 жыл бұрын

    Tsara b !! tsara tokoa ny Tompontsika e

  • @rasolofotojo9635
    @rasolofotojo96358 жыл бұрын

    hisandratra hatrany amin ny faran ny tany n'y anaranao Jesosy aaaa ! Amen

  • @holiarisoaraelinirina6959

    @holiarisoaraelinirina6959

    7 жыл бұрын

    Rasolofo Tojo Amen

  • @rverou30
    @rverou308 жыл бұрын

    Tsara loatra e, ny hira tsara, ny fitafy maontina mampiseho ny voninahitr'Andriamanitra, ny maso sy ny tarehy tsy feno maquillage. Miseho ny voninahitr'Andriamanitra sy ny fahamasinany

  • @zeze79405

    @zeze79405

    8 жыл бұрын

    +Vero R Eny tompoko, mankasitraka indrindra

  • @amandimbihaja
    @amandimbihaja8 жыл бұрын

    Maharinaritra, tsara, mahafa-po toy ny mahazatra ... tapa-kevitra hanjifa ilay raki-kira!!!

  • @zeze79405

    @zeze79405

    8 жыл бұрын

    Misaotra indrindra Raiamandreny

  • @mioraraj-yv5ec
    @mioraraj-yv5ec Жыл бұрын

    Tsara Jesosy🥰😍

  • @jaotianastelanie5983
    @jaotianastelanie59837 жыл бұрын

    jesosy tsara e! mamiko lotra ianao ,,😍❤ mercie bcp deraina ny tompontsika !

  • @hantafaustina692
    @hantafaustina6928 жыл бұрын

    mahafinaritra be nareo .mampiseho ny famirapiratan jesosy.

  • @rovasoaniriniaina1211
    @rovasoaniriniaina12118 жыл бұрын

    (y) (y) Mafinaritra e! tsra lotra ny Tompo Jesosy.. misaotra any mpanatontosa sy ny mpandrindra fa TSARA BE...

  • @zeze79405

    @zeze79405

    7 жыл бұрын

    misaotra indrindra tompoko

  • @jahbless1257
    @jahbless12578 жыл бұрын

    tiako b ity hira ity, ra angataka anlay solfa na solfez dia aiza no ahitana

  • @zeze79405

    @zeze79405

    7 жыл бұрын

    midira ao amin'ny pejy KEROBIMA ANKATSO fa omena ianao e!

  • @jacquotrasembo9380
    @jacquotrasembo93808 жыл бұрын

    tsara e

  • @herizo7201
    @herizo72017 жыл бұрын

    JESOSY TSARA

  • @madordoriah7407
    @madordoriah74076 жыл бұрын

    tohizo f tsar indrindra ny midera an'Andriamanitra izay miaro atsik zanany

  • @zeze79405

    @zeze79405

    6 жыл бұрын

    Misaotra tompoko !

  • @naza8166
    @naza81668 жыл бұрын

    Tsara