IST CHOIR - Omeko Anao ny foko ( Clip Officiel )

Музыка

Omeko Anao ny foko,
Omeko Anao ny foko, ka anjakao aho.
Inty aho, zanakao
Raiso ho Anao ka hanjakao
Fahotako rehetra, nofafanao avokoa
Omeko Anao ny foko,
Omeko Anao ny foko, ka hanjakao aho.
Ny alahelo sy tomany
Nosoloinao tambitamby
Hafaliana sy haravoana
Miaraka Aminao tsy hay soloana.
Ka indro omeko Anao,
Ka indro omeko Anao ny foko hanjakao.
Tsy toy izao aho, raha tsy teo ianao,
Omeko Anao, omeko Anao ny foko.
Ka indro omeko Anao,
Ka indro omeko Anao ny foko hanjakao.
Omeko Anao ny foko,
Omeko Anao ny foko, ka hanjakao aho.
Artiste : IST Choir
Titre : Omeko Anao ny foko
Directed by Mbolatiana Rakotoarivony
© Empreinte image ( 034 71 426 68 )
Studio Image : Empreinte image

Пікірлер: 16

  • @fidisoanathalierakotobe1396
    @fidisoanathalierakotobe13964 жыл бұрын

    Aleloia! Taratra amin'ny endrikareo ny fifaliana vokatry ny fitiavana ny Tompo!

  • @randrianarivonymaria7534
    @randrianarivonymaria75345 жыл бұрын

    Mankasitraka e! Tohizo fa tsara

  • @barivolajedidia8137
    @barivolajedidia81375 жыл бұрын

    Mandrosoa sy mahereza amin'ny fitoriana... tsara tena tsara, mankahery hatrany

  • @safidynilainaranaivoariman1881
    @safidynilainaranaivoariman18815 жыл бұрын

    Mahafinaritra, tsara,...Omeko Anao ny foko ka hanjakao Jesosy

  • @manovosoanasolojaona3520
    @manovosoanasolojaona35205 жыл бұрын

    Amen, mankasitraka

  • @andruevatiah2246
    @andruevatiah22465 жыл бұрын

    Tena tsara loatra ry zareo ah!!

  • @rakotonirinarochel5210
    @rakotonirinarochel52105 жыл бұрын

    mahafinaritra be mihintsy !!!!

  • @andrianaivomendrikafideran5449
    @andrianaivomendrikafideran54495 жыл бұрын

    Mankasitraka anareo amin'ilay fitorina an-kira e! Mahereza hatrany amin'ny fitoriana an'i JESOA.

  • @nyhasinaranaivo4667
    @nyhasinaranaivo46675 жыл бұрын

    tsara be

  • @k.design3953
    @k.design39535 жыл бұрын

    tsara loatra !

  • @yayachristine1988

    @yayachristine1988

    4 жыл бұрын

    Hono oa Faniry ve io manao akanjo ba mangamanga io ?

  • @nandrianEdwards
    @nandrianEdwards5 жыл бұрын

    tiako

  • @steffisandra4813
    @steffisandra48135 жыл бұрын

    Tsara lotra :) Ho an'Ilay mipetraka eo @seza Avo indrindra ny Voninahitra

  • @ainarazafindrabe9268
    @ainarazafindrabe92685 жыл бұрын

    wow, tsotra kely, nefa tsara

  • @marcjhonramananarivo6698
    @marcjhonramananarivo66985 жыл бұрын

    TOP

  • @maevaitokianarandriamamonj3273
    @maevaitokianarandriamamonj32735 жыл бұрын

    👏

Келесі