I don't understand the lyrics, but i love the sound! 🤘Love and Respect from Frankfurt Germany
@didiertibe7089
3 жыл бұрын
Danke schön
@lenainaya6152
3 жыл бұрын
They are my Friends i m from belgium and i have Friends in Madagascar since 10years
@andriamaheninarakotoharoti3958
2 жыл бұрын
Das ist ein mein Lieblingslied aus mein Land " Madagaskar". Gruß aus Karlsruhe 👋
@Larissah811 күн бұрын
Bogosy beu dooly nareo ❤🎉
@nirinahenikaja38055 жыл бұрын
Rehefa milay ny studio de mivoaka tsara le son. Ny mpitendry moa mahay daholo ary ny mpihira tena mahavoa!! Tena mitsangana hatr@ volon-tanana lesy maheno an'le hira.. Lafatra e! Tohizo fa milay
@vanessajob59955 жыл бұрын
Waouh! Tsara be sady mandona tsara na ny feon'mpihira na ny feon-kira :) ! Mankasitraka :) !
@rakotoniainaanngaelle86665 жыл бұрын
Otran maheno an'i Avantasia za! tsara ka!
@raberantonjatoarilalatefin42132 жыл бұрын
One of my favorite Malagasy song ever
@rakotomalalagloria20313 жыл бұрын
Suis fan de tout ce qui est rock. La voix du chanteur d'Allkiniah, whoahhhh!
@toavinatova12833 ай бұрын
Faly be aho fa mbola nisy nahita Va dia sokafaka aza nirina ihany Tsitako intsony izay ambara @zany Tena fahasoavana be Tena vita ny @ko tsy ho avotra intsony Ataovy izay mahasoa ny fiainanao Tsy afaka intsony fa tonga dia vita fa tratra izay aho hiaina am-pigadrana ref : Gadra aho tena gadra aho hiaran’ny aiko vao ho afaka any aho very aho tena very aho tena latsaka any an-kady nefa tompon’ny alina gadra aho tena gadra aho hiaran'ny aiko vao ho afaka any aho very aho tena very aho Ny teny any amony sisa no iankinana Tsy nampoiziko mihintsy No nidirako tany Fa ny endrikendrika tsy misy otr’zany Refa tena ambany ianao tsy misy dikany Fa voahitsaka @ tapony ambony Ref : … Dia nihonona aho Fa tsy ho anjatako Ny hanoy irery ny nofintsika roa Hiezaka aho ny hanadino Mba tsu hatsiaro irery Nefa mino aho Fa mbola hitady ianao Hanoy ny fiainana kasahinao Fa ny lalana nitaisantsika Dia ho tapitea hatreo
@emilierakoto93554 жыл бұрын
JE KIF ALLKINIAH A TSARA BE SADY AVO BE NY FEONAO BRAVO
@mamylalaina23642 жыл бұрын
matsiro rangah🤘👊👊
@tahianarazafinandriana54555 жыл бұрын
ty version ty no tiko kokoa!!!merci fa tsara b
@acharaz69264 жыл бұрын
waouh waouh ! Top
@christophechedru94155 жыл бұрын
Tena tiko laotra ty vazo ty. Ra azo natao jaurai liké 10 mil fois. Tsara laotra.
MAtsiro ééé!!!! Kopatanana ra Teddy aaa!!! mlay éé
@tovorufinrakotoarimanana177 Жыл бұрын
Excellent, rock on guys
@mamyramanambohitra91792 жыл бұрын
sure mitsy eee! milay ra-Teddy e
@andrewrakotomalala97174 жыл бұрын
Mlay rangah a!alefaso ndray ny manarak e!sa ao anjanahary no atao ny clip?hahahaaha!!!eo atokotanin' Nanah!
@hugopetit78825 жыл бұрын
Mlay ranga a! tsy mety lefy ity hira ity , tiko le version mankasitraka
@sambatrayedidjarazafindrak8365 Жыл бұрын
Milay e 🔥🤘
@rolando1304 жыл бұрын
Tellement sous évaluée cette chanson !
@avorakotoarivelo60015 жыл бұрын
tena tsara rangà.. milay eh
@francisavisse6914 жыл бұрын
BRAVO JE SUIS ABASOURDIE AVEC NOTRE MUSIQUE D ENFER MERCI
@tanyreny5 жыл бұрын
milay e, hiezaka ho tonga
@francineramiliarison80303 жыл бұрын
Vao maika tena tsara
@thierryfanambinantsoa55995 жыл бұрын
Mahafinaritra ee Tiako be ilay Hira
@francisavisse6913 жыл бұрын
JE VAIS ALLER VOUS VOIR EN CONCERT BRAVO MERCI
@irenerazanadrakoto50984 жыл бұрын
mlay b mits....
@vonjymamy72652 жыл бұрын
Ilay hira mihitsy no efa tsara ka zay version hanaovana azy dia mampitombo hatrany ny hatsarany. Mankasitraka e
@lenainaya61523 жыл бұрын
Bisous de Belgique je vous adore
@Renanhardcore9 ай бұрын
Massa demaiis
@mitianasalisoa16172 жыл бұрын
Tsara loatra. Mankasitraka anareo na ny mpihira na ny mpitendry fa mahavoa be daholo.🤩
@francisavisse691 Жыл бұрын
BRAVO
@tahianarazafinandriana54555 жыл бұрын
ty Version ty no tiko indrindra!! mankasitraka ô
@mahatana_r
5 жыл бұрын
Ny ahy ilay voalohany fa tsy hitako mihitsy!
@francisavisse6912 жыл бұрын
MUSIQUE INTEMPORELLE BRAVO NELODIE IRREMPLACABLE
@narlyramahefarivo6285 жыл бұрын
METY BE AH TENA MANDONA NY ATY FANAHY
@francisavisse6916 ай бұрын
bravo madagascar
@tahiryrakotojaona97395 ай бұрын
🤟
@oliviaandrianoromalala74912 жыл бұрын
Sura less lait
@francisavisse6913 жыл бұрын
muusique supetr les braves
@andofelaniainaandriamahery25315 жыл бұрын
ivenco milay na izan tsar le ira
@Fanevaninosy4 жыл бұрын
trop b ny feo e, chapeau !
@peetreandria84595 жыл бұрын
bien
@acharaz69264 жыл бұрын
mandresy ny covid zany zalah a !!
@andriamihaingoandry505 жыл бұрын
Miondrika ampanajana Zalà, \m/
@peetreandria84595 жыл бұрын
aiza no misy anio studio io ?
@bezaraxavier90395 жыл бұрын
Efa firy taona ve rangah tsy mba misy hira vaovao mitsy, gadra foan no avadibadika eo! leo tanteraka niandry hira hafa ka aleo mionona.
@antsafifaliana4539
5 жыл бұрын
mdr :D
@sitrakafanomezantsoaandria5359
5 жыл бұрын
MP ra hitady hira maromaro :D taraiky enao
@bezaraxavier9039
5 жыл бұрын
@@sitrakafanomezantsoaandria5359 raha misy hira maro araka ny lazainao maninona rah atao clip raha tsara??? fa tsy ny tonta foana no atao clip injato???
@ezrajhail9352
5 жыл бұрын
@@bezaraxavier9039 any amle mpanao "coupé décalé" reny misy hira vita androany d mivoaka clip rahampitso... any ho any ngambn no taranja le mety amnao io.. fa ny Rock musique éternelle... ts zakan atidohanao....raha tsmahandry d milalaova tanana d ataov maro2 ny savony d mba mamoha.. fa tsy ny bandy miketrika no enjehina lava....sady tsy andihy no tsy anao tsianjery...
@bezaraxavier9039
5 жыл бұрын
@@ezrajhail9352 mampalaelo! slow ny hiranareo mihoatra amin'ny dragon force sy maiden... sy ny sisa fa aleo le malaza no tenenina sod tsy hain tony. Sa punk no mba rock zakan'ny lohanareo!? d le resaka savony!!! ny bandy efa manmbady aman janaka fa tsy otranareo mbola mianatra ABD. Tsy afaka enao zany no tena marina eh! ary enao ve zany mpandihy sa mpanao tsianjery? samy fake nenarana fa am tena life enao you tsy mahavoa na vola na saina na fahaizana. Misaotra indridra ry L..... eh
Пікірлер: 63
I don't understand the lyrics, but i love the sound! 🤘Love and Respect from Frankfurt Germany
@didiertibe7089
3 жыл бұрын
Danke schön
@lenainaya6152
3 жыл бұрын
They are my Friends i m from belgium and i have Friends in Madagascar since 10years
@andriamaheninarakotoharoti3958
2 жыл бұрын
Das ist ein mein Lieblingslied aus mein Land " Madagaskar". Gruß aus Karlsruhe 👋
Bogosy beu dooly nareo ❤🎉
Rehefa milay ny studio de mivoaka tsara le son. Ny mpitendry moa mahay daholo ary ny mpihira tena mahavoa!! Tena mitsangana hatr@ volon-tanana lesy maheno an'le hira.. Lafatra e! Tohizo fa milay
Waouh! Tsara be sady mandona tsara na ny feon'mpihira na ny feon-kira :) ! Mankasitraka :) !
Otran maheno an'i Avantasia za! tsara ka!
One of my favorite Malagasy song ever
Suis fan de tout ce qui est rock. La voix du chanteur d'Allkiniah, whoahhhh!
Faly be aho fa mbola nisy nahita Va dia sokafaka aza nirina ihany Tsitako intsony izay ambara @zany Tena fahasoavana be Tena vita ny @ko tsy ho avotra intsony Ataovy izay mahasoa ny fiainanao Tsy afaka intsony fa tonga dia vita fa tratra izay aho hiaina am-pigadrana ref : Gadra aho tena gadra aho hiaran’ny aiko vao ho afaka any aho very aho tena very aho tena latsaka any an-kady nefa tompon’ny alina gadra aho tena gadra aho hiaran'ny aiko vao ho afaka any aho very aho tena very aho Ny teny any amony sisa no iankinana Tsy nampoiziko mihintsy No nidirako tany Fa ny endrikendrika tsy misy otr’zany Refa tena ambany ianao tsy misy dikany Fa voahitsaka @ tapony ambony Ref : … Dia nihonona aho Fa tsy ho anjatako Ny hanoy irery ny nofintsika roa Hiezaka aho ny hanadino Mba tsu hatsiaro irery Nefa mino aho Fa mbola hitady ianao Hanoy ny fiainana kasahinao Fa ny lalana nitaisantsika Dia ho tapitea hatreo
JE KIF ALLKINIAH A TSARA BE SADY AVO BE NY FEONAO BRAVO
matsiro rangah🤘👊👊
ty version ty no tiko kokoa!!!merci fa tsara b
waouh waouh ! Top
Tena tiko laotra ty vazo ty. Ra azo natao jaurai liké 10 mil fois. Tsara laotra.
Izay ity clip ity vao hitako; tsara loatra .Coucou Mickael😊 ao tsara lesy cousin ah❤
tsara be tiko!!
Wouahooo !!!!🥰🥰💖💖👏👏🤘🤘👌👌
MAtsiro ééé!!!! Kopatanana ra Teddy aaa!!! mlay éé
Excellent, rock on guys
sure mitsy eee! milay ra-Teddy e
Mlay rangah a!alefaso ndray ny manarak e!sa ao anjanahary no atao ny clip?hahahaaha!!!eo atokotanin' Nanah!
Mlay ranga a! tsy mety lefy ity hira ity , tiko le version mankasitraka
Milay e 🔥🤘
Tellement sous évaluée cette chanson !
tena tsara rangà.. milay eh
BRAVO JE SUIS ABASOURDIE AVEC NOTRE MUSIQUE D ENFER MERCI
milay e, hiezaka ho tonga
Vao maika tena tsara
Mahafinaritra ee Tiako be ilay Hira
JE VAIS ALLER VOUS VOIR EN CONCERT BRAVO MERCI
mlay b mits....
Ilay hira mihitsy no efa tsara ka zay version hanaovana azy dia mampitombo hatrany ny hatsarany. Mankasitraka e
Bisous de Belgique je vous adore
Massa demaiis
Tsara loatra. Mankasitraka anareo na ny mpihira na ny mpitendry fa mahavoa be daholo.🤩
BRAVO
ty Version ty no tiko indrindra!! mankasitraka ô
@mahatana_r
5 жыл бұрын
Ny ahy ilay voalohany fa tsy hitako mihitsy!
MUSIQUE INTEMPORELLE BRAVO NELODIE IRREMPLACABLE
METY BE AH TENA MANDONA NY ATY FANAHY
bravo madagascar
🤟
Sura less lait
muusique supetr les braves
ivenco milay na izan tsar le ira
trop b ny feo e, chapeau !
bien
mandresy ny covid zany zalah a !!
Miondrika ampanajana Zalà, \m/
aiza no misy anio studio io ?
Efa firy taona ve rangah tsy mba misy hira vaovao mitsy, gadra foan no avadibadika eo! leo tanteraka niandry hira hafa ka aleo mionona.
@antsafifaliana4539
5 жыл бұрын
mdr :D
@sitrakafanomezantsoaandria5359
5 жыл бұрын
MP ra hitady hira maromaro :D taraiky enao
@bezaraxavier9039
5 жыл бұрын
@@sitrakafanomezantsoaandria5359 raha misy hira maro araka ny lazainao maninona rah atao clip raha tsara??? fa tsy ny tonta foana no atao clip injato???
@ezrajhail9352
5 жыл бұрын
@@bezaraxavier9039 any amle mpanao "coupé décalé" reny misy hira vita androany d mivoaka clip rahampitso... any ho any ngambn no taranja le mety amnao io.. fa ny Rock musique éternelle... ts zakan atidohanao....raha tsmahandry d milalaova tanana d ataov maro2 ny savony d mba mamoha.. fa tsy ny bandy miketrika no enjehina lava....sady tsy andihy no tsy anao tsianjery...
@bezaraxavier9039
5 жыл бұрын
@@ezrajhail9352 mampalaelo! slow ny hiranareo mihoatra amin'ny dragon force sy maiden... sy ny sisa fa aleo le malaza no tenenina sod tsy hain tony. Sa punk no mba rock zakan'ny lohanareo!? d le resaka savony!!! ny bandy efa manmbady aman janaka fa tsy otranareo mbola mianatra ABD. Tsy afaka enao zany no tena marina eh! ary enao ve zany mpandihy sa mpanao tsianjery? samy fake nenarana fa am tena life enao you tsy mahavoa na vola na saina na fahaizana. Misaotra indridra ry L..... eh
ça va be zalah a
Tena hoe milay trop
kzread.info/dash/bejne/oqZ528OqodXIgJs.html