Ikotoniaina Jeannot Ramambazafy Misy raha la Terre

14 Marsa 2005. Jeannot Ramambazafy no nivahiny nanao vavolombelona ny tenany mikasika ny fialany tamin’ny toaka. Fahatsiarovana sy fanomezam-boninahitra an’Ikotoniaina, nanatontosa ny fandaharana « Misy Raha La Terre » tao aminy Tv Plus, izay nodimandry ny 12 Oktobra 2016.

Пікірлер: 17

  • @nikkoigawa8057
    @nikkoigawa8057 Жыл бұрын

    Salut petit frère, C'est Coco et Toto Ramambazafy Ral "France.".

  • @pippen2212
    @pippen22127 жыл бұрын

    Respect Jeannot. Tokony mbola halefa @ TV rehetra ity Vavolombelona ity. Générations maro no efa lasa matotoa nohon'ny taoka, ary mbola générations maro hafa koa no ho faty eo raha tsy misy mihetsika. Ary maninona koa raha sous-titrer français - anglais dia halefa erakin'ny Afrika, Amerika Atsimo sy Asia. Mety manovotra olona maro ity resaka ity.

  • @ramahita7117
    @ramahita71177 жыл бұрын

    Hita amin'izany fa tena io toaka io no RANO MAHADOMELINA, tsy misy ary tsy mbola nisy olona matotra mpifoka RONGONY ka havita izany adalana hita eto izany nefa ny mampalahelo dia soketaina ary gadraina mintsy nefa tsy mietraketraka,tsy mangalatra,tsy mamono olona...ny mpifoka rongony...ary manaja tokatrano ara-dalana..KA MBA MIEVERA IHANY RE RY MALAGASY O!!indrindra ianareo MPANOA LALANA, merci

  • @robyarth5517
    @robyarth55177 жыл бұрын

    Mamangy amin'ny fahorina ho any fianakavina Tompoko. ( 12 octobra 2016 fa mety diso tsipelana kely fotsiny eo ambony.)

  • @Bomi99Officiel
    @Bomi99Officiel7 жыл бұрын

    Mankasitraka eh. eto am-pijerena mihitsy ☺

  • @pippen2212
    @pippen22127 жыл бұрын

    Enjana be ilay nividy coca no mission dia tonga tany Antsirabe.

  • @gasyrakoto8958
    @gasyrakoto89586 жыл бұрын

    Tsy misy lainga ilay resaka eto i Zoky jeannot fantatro tsara na dia tsy mahatadidy ahy angamba bandy teo amin'ny barre vy teo Ambatonakanga en face cite teo aho arahabaina Zoky ah

  • @dood587
    @dood5877 жыл бұрын

    Zanô mamolava !! Rehefa MIVAVAKA dia SITRANA !!(tena mivavaka an!!)

  • @dood587

    @dood587

    7 жыл бұрын

    Tena tsy salama angamba ianao ry Zanô ! satria tonga dia ESO no nandraisanao azy !!Tsy maninona fa izay no fahaizanao azy ary tandrify anao satria fantatro fa henjana ny mahazo ny gasy (ianao anisany) .Hany ka tonga dia mahana sy miaro-tena aloha ..Ary hanatra foana ny fiainana mandra-pahafaty ka mirary anao hifanantitra @ zanak'amanjafy fa izay no tena tsara indrindra .Aza mitsahatra mivavaka mihitsy....

  • @pippen2212

    @pippen2212

    7 жыл бұрын

    Avy aiza kosa aloha ilay fitenenana hoe Zanô mamolava satria izy ary efa tsy any intsony ? Avy aiza koa ilay hoe "Tena tsy salama angamba imano"? Hanao ankamatatra ve no handaniana fotoana ? Jereo ny zava-misy: olona tena mpisotro tsy nisy fanantenana intsony no nitraka. Raiso ho toin'ny success story itony. Ary angatahako ary Jeannot hanao coah sy conférences eran'i Madagascar hamelabelatra ny momba ity fisotroana ity.

  • @dood587

    @dood587

    7 жыл бұрын

    Tena succès mihitsy ary tsy misy ankamantatra fa mila mandinika kely fotsiny ny tena hevitry ny fehezan-teny fa toa any @sain-dratsy no mandeha aloha!!Diso izany ka! raiso ho tsara foana e!!ezaka hoy ZANÖ zay !!

  • @dood587

    @dood587

    7 жыл бұрын

    Ok e! Mbola torohevitra ihany ! aza crispé lava e!hajanony koa ny sigara , mifopoka e!!!

  • @pippen2212
    @pippen22127 жыл бұрын

    RIP Ikotoniaina. tsy ho very anjambany ny asa nataonao. ity vidéo ity no mba hany no jereko in-2 @ youtube izany. Tena mahaliana ilay resaka. Ary I Jeannot tena mahay miresaka. Ohatra n'y anecdotes mampite-hihaino daholo ny tantarany. Entre matory eny Analakely sy manaraka AG ny ONU dia tena mifanalavitra be. Asa misy succès story hafa toy izao ve eto Madagascar ?

  • @ralisoaolga1571

    @ralisoaolga1571

    7 жыл бұрын

    azafady mba te hanontany zvt kely Jeannot io ve tsy Dadan'i FELANA SY FIFALIANA

  • @gasyrakoto8958
    @gasyrakoto89587 жыл бұрын

    mandria ampiadanana

Келесі