Les hymnes de soutiens (Ekena et Samy Mafoaka) du Président RAVALOMANANA lors de sa ré-election en Décembre 2006 à Madagascar
Жүктеу.....
Пікірлер: 24
@hasinarandriamanantena64705 жыл бұрын
merci dada a vitanao io e
@rylantlaiang48535 жыл бұрын
Na inona filaza, na inona fanaratsiana, na iza hisakana!! za Dada hatrany!! Tsy miala am Dada zany!!!
@mampiononacecilia86296 жыл бұрын
Ravalomanana hatran2 zahay mianakavy e
@achillesharty18605 жыл бұрын
Si possible koa le hira ray iny mba alefaso fa ilainay be koa e! mankasitraka e! #TIM_FOREVER
@miamimi318310 жыл бұрын
hafa ian dada e (Y) lalana tsar dol zw las mapme b
@odettelisinirina8265 жыл бұрын
MANKASITRAKA ee..manohana hatrany ee
@mioraanja77176 жыл бұрын
tiako be e, tsara le hira
@makitsara23425 жыл бұрын
tim forever
@mihaminahenintsoaandrianav61497 жыл бұрын
Zay rangah TIM fon ah
@edelweissyant3379
5 жыл бұрын
tsy mitifitra @basy iany anie no mamono olona eh ....jereo ny fahantrana tsika ! taminy Ravalomanana zay mba netinety ny fiainana ..zao tsy mety tsony mitsy ...aleo miaina @ ronono iany alo ehhh
@mihaminahenintsoaandrianav6149
4 жыл бұрын
Marina izany e
@miandryrafanomezana23239 жыл бұрын
Tongasoa Dada a :)
@mox2tana11 жыл бұрын
Ndri.. ^^
@hantasoamitoetra30636 жыл бұрын
Ninay dada fu neee togn so ee
@olinm36342 жыл бұрын
Tsara averina dray hira ty @2023
@Lag-ot1no4 жыл бұрын
Pourquoi il redevient pas président il était bien pourtant dommage
@tiavinaandria86776 жыл бұрын
ndriii . haiko tsianjery rry itony t@izany .
@mihaminahenintsoaandrianav6149
4 жыл бұрын
Marina izany tokony navela izy namita ny mandat any
@leilarakotoson98209 ай бұрын
❤
@hiavraromaricmarienrazafiz29077 жыл бұрын
tim iany e
@ltoussaintrakotonirina6926 Жыл бұрын
Ok
@mihaminahenintsoaandrianav61494 жыл бұрын
Mba alefaso koa ilay hira ny zava bita teo
@andorasamison42106 жыл бұрын
Commune Antananarivo aza tsy vita fa lasa maloto indrindra manerantany hatramin'ny nahateo azy, aiza ilay sioka tokana dia tonga ny mpamatsy vola??? mitovy @ilay 4L isatokatrano sy frigo ihany io, lainga lainga fampiesonana fa mitady hamerina ny fangoronankarena sy monopole fotsiny
Пікірлер: 24
merci dada a vitanao io e
Na inona filaza, na inona fanaratsiana, na iza hisakana!! za Dada hatrany!! Tsy miala am Dada zany!!!
Ravalomanana hatran2 zahay mianakavy e
Si possible koa le hira ray iny mba alefaso fa ilainay be koa e! mankasitraka e! #TIM_FOREVER
hafa ian dada e (Y) lalana tsar dol zw las mapme b
MANKASITRAKA ee..manohana hatrany ee
tiako be e, tsara le hira
tim forever
Zay rangah TIM fon ah
@edelweissyant3379
5 жыл бұрын
tsy mitifitra @basy iany anie no mamono olona eh ....jereo ny fahantrana tsika ! taminy Ravalomanana zay mba netinety ny fiainana ..zao tsy mety tsony mitsy ...aleo miaina @ ronono iany alo ehhh
@mihaminahenintsoaandrianav6149
4 жыл бұрын
Marina izany e
Tongasoa Dada a :)
Ndri.. ^^
Ninay dada fu neee togn so ee
Tsara averina dray hira ty @2023
Pourquoi il redevient pas président il était bien pourtant dommage
ndriii . haiko tsianjery rry itony t@izany .
@mihaminahenintsoaandrianav6149
4 жыл бұрын
Marina izany tokony navela izy namita ny mandat any
❤
tim iany e
Ok
Mba alefaso koa ilay hira ny zava bita teo
Commune Antananarivo aza tsy vita fa lasa maloto indrindra manerantany hatramin'ny nahateo azy, aiza ilay sioka tokana dia tonga ny mpamatsy vola??? mitovy @ilay 4L isatokatrano sy frigo ihany io, lainga lainga fampiesonana fa mitady hamerina ny fangoronankarena sy monopole fotsiny
RN2 zany vao2 tamin zany