Hody amin-dRaiko TGC

Музыка

Пікірлер: 40

  • @voninavokorakotoarimanana1763
    @voninavokorakotoarimanana17634 жыл бұрын

    Tena mahafinaritra mahita tanora manokana ny talentany tahak izao hitoriana ny filazantsara. Deraina Ilay Tompon' ny antso! Mahereza sy mifahara tsara TGC a! Tohizo fa tena kanto

  • @mamisoaraoilison5089
    @mamisoaraoilison50896 жыл бұрын

    Tena tsara!mangoritsina mitsy miheno azy. Dera ho an Andriamanitra

  • @fanahmivazina8069
    @fanahmivazina80696 жыл бұрын

    Tena lafatra, manivatsiva n ati-fanahy. remarq kwel tiko kel n tareh, pozinw, ianw le mihira volu io mits,surtout cheveux, t'es trop belle tohiza fa manatalenta nareo ze mihira iray mambambo avoko.BRAVO BEEEE!

  • @christianrandrianarisoa4694
    @christianrandrianarisoa46945 жыл бұрын

    Mahafinaritra ny talenta, ny fikarohana sy ny famoronana entina mitory. Tohizo fa tsara ;)

  • @AinarisoaRasolofonirina
    @AinarisoaRasolofonirina6 жыл бұрын

    Efa tsara hatramin'izay ny TGC ary miha raitra hatrany hatrany! Tena tiako

  • @harentsoamaheryanjaranotoa3417
    @harentsoamaheryanjaranotoa34176 жыл бұрын

    Toujours aussi 😍😍

  • @anjatinagollen460
    @anjatinagollen4605 жыл бұрын

    Zay akaiky ny FONY (fitia agape) no miadana ééééé!!!!!

  • @erica9854
    @erica98542 жыл бұрын

    Wouaou, tsara, tena tsara, mahafinaritra💖💖💖

  • @societeherlasarl1735
    @societeherlasarl17356 жыл бұрын

    tsara!!!!! hafa ihany TGc

  • @mamynarindra1340
    @mamynarindra13405 жыл бұрын

    tsara be TGC a! Fa mba tena te aheno hiran'io vevavy manao solo volohany io be zah!!!!

  • @tahiryntaxr720

    @tahiryntaxr720

    4 жыл бұрын

    Mamy Narindra zah ku!!ten may n tanety ngamb

  • @nirinanoel2093
    @nirinanoel20933 жыл бұрын

    Voninahitra hoan Andriamanitra irery ihany , anio ary mandrakizay

  • @harihasiniainarasolofoniri7216
    @harihasiniainarasolofoniri72165 жыл бұрын

    Tena tsara.😍

  • @fandresenamihoby3389
    @fandresenamihoby33893 жыл бұрын

    Tiako aimmm❤❤❤

  • @tsiorymakua5823
    @tsiorymakua58236 жыл бұрын

    Yandi io hun✌😘

  • @randrianavaoheritianajeanm759
    @randrianavaoheritianajeanm7595 жыл бұрын

    tsara é , tena tsra le Arrangement na dia nisy niova kely aza ny ankizy , mahay nreo é ny mpitendry sns indrindra MTR FIDY sy Solofo é , tsara rangaha zah maka nareo foana é , tiko be é

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen59356 жыл бұрын

    tsara merci nareo tiako loatra

  • @calebandria9390
    @calebandria93904 жыл бұрын

    Misaotra Ray ny @ Fitiavanao ahy❤️

  • @dtaxezra5789
    @dtaxezra57896 жыл бұрын

    Tiko annn...

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen59356 жыл бұрын

    Ilay bandy nihira voalohany iny nianatra tao am epn hoatran ny tadidiko sady tsara feo merci zandry !

  • @joseniorandria832

    @joseniorandria832

    5 жыл бұрын

    Nianatra tao mihintsy e! mankasitraka ralah

  • @ratovondramirabakoly3229
    @ratovondramirabakoly32296 жыл бұрын

    mankasitraka, tena tsara

  • @ravorazakamahenina6232
    @ravorazakamahenina62325 жыл бұрын

    tsara ny Tompo, ilay fiderana koa!!

  • @razafilalaojohn9458
    @razafilalaojohn94586 жыл бұрын

    Tena tsara e. Voninahitra ho an'Ilay Ray Tsitoha

  • @julielalaina4793
    @julielalaina47935 жыл бұрын

    Fitaratra amin' ilay fitafy an-tsehatra "mendrika sy maontina ary feno fanajana an'Andriamanitra"

  • @sevendeadlysinsfan3764
    @sevendeadlysinsfan37645 жыл бұрын

    Hody @raiko zaho

  • @tommsla123
    @tommsla1236 жыл бұрын

    Reveko be. Tohizo fa tsara

  • @soniasalim1926
    @soniasalim19266 жыл бұрын

    Where are they from? Amazing 😍

  • @tovonarivorakotonindrina8706

    @tovonarivorakotonindrina8706

    5 жыл бұрын

    From Madagascar

  • @beckyrebeccah5921
    @beckyrebeccah59215 жыл бұрын

    Tsara be

  • @tsoutsouranaivo1019
    @tsoutsouranaivo10196 жыл бұрын

    tiko be

  • @tianjanaharyelissa218
    @tianjanaharyelissa2186 жыл бұрын

    tiako ay

  • @rakotoniainafetra5768
    @rakotoniainafetra57686 жыл бұрын

    Tena tsara be Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany

  • @dominiquerandrianarivelo5690
    @dominiquerandrianarivelo56906 жыл бұрын

    Tsra b,💒💒💒🚶🚶

  • @rasoazanamasynjaraiando9180
    @rasoazanamasynjaraiando91806 жыл бұрын

    tena tsara

  • @larriygarcia7400

    @larriygarcia7400

    5 жыл бұрын

    tsara n sonoan' IVENCO

  • @armandeesperanciavolaroysu5262
    @armandeesperanciavolaroysu52624 жыл бұрын

    Tiako be

  • @DollyTokiheriniainaRatsimba
    @DollyTokiheriniainaRatsimba6 жыл бұрын

    tokony tsy nasiana le sur scène

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika26196 жыл бұрын

    Annicette le tam Pazzapa ve le vevavy mihira faharoa?

  • @AinarisoaRasolofonirina

    @AinarisoaRasolofonirina

    6 жыл бұрын

    Gasy Tiamozika tsy izy an! Ilay fahateli zao no i Ando t@ pzp boys&girls