No video

FORT-DAUPHIN | BNGRC

Raha toa ka nisy ny andro ratsy t@ herinandro lasa teo taty Tolagnaro dia hita fa maro ireo traboina taty antoerana.
Namaly antso avy hatrany fitondrana foibe amin'ny alalan'ny BNGRC ka vary 5T.Tsaramaso 2T.Menaka 406Litatra ka tokatrano 340 no nisitrika an'izany .
Arrone Kennedy.

Пікірлер

    Келесі