Couple Rajoelina - Radio Viva FM 98.8

15 décembre 2010. Le Président Andry Rajoelina et son épouse Mialy ont été les invités d'honneur des deux ans de l'émission « Anao ny fitenenana » sur radio Viva FM 98.8

Пікірлер: 28

  • @miarisonraymond1268
    @miarisonraymond126811 ай бұрын

    tena niova mihitsy zao ny firenena, lasa miharatsy fona fa tsy niova nihatsara akory

  • @vickylove8948
    @vickylove89482 ай бұрын

    Miova ny olombelona. 😢 Miharatsy ny Fiherenana.

  • @ando_nacho
    @ando_nacho11 жыл бұрын

    Manja rangah ty Mme Mialy ty ka!!! sady tsotsotra kely!

  • @alainroel9841
    @alainroel98417 жыл бұрын

    na dia 2016 aza isika izao dia tsara ny mampahatsiahy an i Mr Jeannot Ramambazafy fa i Rajoelina dia tsy président n i madagasikara, lazaina fa i Mialy vadiny tsy maniry ny vadiny ho prezidà nefa izy indrindra no mitomany ho première dame.Mahamenatra, Rajoelina filohan ny Republique Bananière

  • @vazodiamondra1
    @vazodiamondra111 жыл бұрын

    mbola tanora tsy mendrika ny ho president de la repulique i Andry Rajoelina , samia misaina ry Malagasy mpiray tanindrazana !!!!

  • @oniharimalalafenosoa7271
    @oniharimalalafenosoa72715 жыл бұрын

    finoana marina no andehanana fa ts fahitana. félicitations 😍

  • @malalaoli8120
    @malalaoli812011 жыл бұрын

    Fifidianana ri Rajoelina a,aza tia toerana ,mataotra mantsy le dala satri mafi ny hahazo anazy refa tsy eo amin toerana tsouni izy.

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande79535 жыл бұрын

    Madame Mialy vevavy mendrika fitaratriny vevavy Malagasy!!

  • @larimayamaya
    @larimayamaya12 жыл бұрын

    ZA TSY TIA FANJAKANA TSY MIARO NY ZO ny OLOMBELONA, ATAOVY ALOHA NY FIFIDIANANA O!!!!!!

  • @ray-bnasoloniaina912
    @ray-bnasoloniaina9124 жыл бұрын

    Miaiky ireto olona ireto aho raha ifampihatsaravelatsihy raha mijery io video io ianao de ts ahafantatra mts oe olona mifanolana ara-kevitra ireo mifampresaka ireo Ny antony nanajanonana io fandaharana io mantsy dia tsy nitovy tadin-dokanga intsun ry zareo ka ANR mts no nanapakevtra fa atsahatra n fandaharana fa manala baraka azy nanomboka teo ny fifanenjehana teo amin'i ANR sy reo panao gazety reo ka tonga atr@ fampidirana amponja an Lalatiana sy Fidel T@ izany. Tena t@ alahelo no nandraisan'ireo mpanao ny fandaharana io fanapahakevtra hanatsahatra io fandaharana io

  • @emmanuelramarokoto9537
    @emmanuelramarokoto9537 Жыл бұрын

    Angah tsy Dele kely talou io we

  • @cl0set0yu0
    @cl0set0yu010 жыл бұрын

    mba saika hanontany azafady hoe inona kay ilay mozika ao ambadika @ vao manomboka azafady ?

  • @LELA_974
    @LELA_97411 жыл бұрын

    Manaona, c'est comme même hallucinant d'occulter ainsi la souffrance du peuple malgache. Les politiciens ne profitent que du système. Les promesses non tenues sortent de leurs bouches comme l'air qu'ils respirent, ET LE PEUPLE NE PENSE QU'A MANGER EN ATTENDANT... HONTE A VOUS!!! AUCUNE CONSCIENCE HUMAINE!!!

  • @rasoanaivohanitra7149
    @rasoanaivohanitra714911 жыл бұрын

    aleo ho an'ny tanora ny laka fa AMPY IZAY ny didy jadony mamba antitra oooo !!

  • @ratsimbazafycatherinah7285
    @ratsimbazafycatherinah72859 жыл бұрын

    dia ny tena no menatra

  • @tendryjoroiononanarazafind9313
    @tendryjoroiononanarazafind93138 жыл бұрын

    kindindrenin daholo nareo sy nfrongon-tenisany reetr,

  • @rindraramahefa6426
    @rindraramahefa642612 жыл бұрын

    dia gaga ialahy

  • @ramboatianatsarafara7312
    @ramboatianatsarafara731211 жыл бұрын

    BIBY MITORONA

  • @urielhonorat9033
    @urielhonorat903312 жыл бұрын

    Ratsy ny taranaky ny ola mpanimba firenena fa tandremo. Firifiry moa ny ola mijaly amin'izao vokatry ny fanonganam-panjakana nataon' i Rajoelina? Firifiry ny very asa sy mitrongy vao homana amin'izao? Kanefa izy dia faly sy mirehareha amin'ny zava-doza sy fiainam-pirenena potehiny? Matahora an'Andriamanitra fa misy farany n ratsy atao na tsy mivaly eo no ho eo aza. Jereo nahazo an'i Colonely Charles. Nataony ihany ange no nivaly taminy e! Tandremo.

  • @rasoanaivohanitra7149
    @rasoanaivohanitra714911 жыл бұрын

    Samy manana ny ankolafy politika tohanany daholo isika malagasy:izaho manokana dia tsy mba nanohana any Ravalomanana, tsy @ maha dondrona azy arapahaizana ihany no nankahalako azy hatrany amboalohany sy ny didy jadony eo @ firahamiasa , fa na dia ilay "autoproclamation " t@ 2002 aza , ka aza mihatsara velatsihy eo ianareo miseho mpanohana ra8 ooooo; samy nifamely ra8 sy rajoelina ary nanao didy jadona i ra8 , mody afenina fotsiny izany aoka hampatsiahivina kely sao dia miseho ho masina eo

  • @rasoanaivohanitra7149
    @rasoanaivohanitra714911 жыл бұрын

    manjakely kosa rajoelina mivady an!!! izay ao aloha ihany no enjehina fa tsy ny any oariana , ny alika eny @ sisindalana ihany no mivovo!! mahereza indrindra Atoa RAJOELINA mivady @ adidy lehibe noraisinareo hampandroso any M/car malala

  • @yukakazuky2111
    @yukakazuky21118 жыл бұрын

    elah paka sary pory mo mievitra aita in am rajoelina sa we t aazo toerana kindinavanty jeannot Ramambazafy votabory elah mamaly anty ar elah mbol ianaeman la elah ndray androany

  • @jaonasyd8722
    @jaonasyd87225 жыл бұрын

    i Rajoelina ve ? => kzread.info/dash/bejne/c5iVw65riNCYgqg.html

  • @ignacerasolo7320
    @ignacerasolo73205 жыл бұрын

    reto bandy reto zany de efa tena mpila ranondranony hatramzay?? tena mampalaelo!

  • @vnyainathynasou6717

    @vnyainathynasou6717

    5 жыл бұрын

    ary le fidel tô io nefa izy amzao tena tsy tia mainty an rajoelina mihitsy

  • @rasoanaivohanitra7149
    @rasoanaivohanitra714911 жыл бұрын

    fifidianana inona ééé !!! i ra8 _nareo no nampianatra ny atao hoe "autoproclamation" , sy ny fanakatonana ny radio opposant ; nandrava ny publicité INJET teny Antanimena satria hoe tsara kokoa noho ny an'i Tiko koa eo vao mody gaga sy mitaky fifidianana eo !!! mahatantesa ny valinkitsaka hoy ny filazany Ntaolo!!!

  • @carinechanmane2583

    @carinechanmane2583

    4 жыл бұрын

    Mbola olombelona any izy enao za Jéhovah andriamanitra n tompony tant s'y izay rehetra 2 samy mbola ho any andanitra tongava saina daholo f manjaka NY fahy maloto aza mamentsyny olona fona amen!

  • @TheMimital
    @TheMimital11 жыл бұрын

    Jeannot Ramambazafy> Tadidiko ianao nandefa email anah t@izany andro momba ny hoe tikoland, vao nanomboka mihitsy ny adin'izy mianaka ... hum, avec le recul, mbola hiteny ve isika amin'izao fa aleo izao hiainana izao toa izay tikoland ! ça en valait la peine ve ? Et là, je parle de l'intérêt du peuple malgache et non des pions du dj.