Anyah - Mikipy

Музыка

Mikipy ianao mijery ahy, Maka fy tokoa Henika fitiavana ny alin-tsika roa
Mangovitra ianao, Sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, Tongava aminíizay
Ny vatanao mangovitra mitsena ahy
Ny tenanao mandositra manenjika ahy
Ny masonao mikipy sy mihiratra indray
Ny masonao mikatona sy misokatra indray
Dia hoy aho hoe
Mikipy ianao mijery ahy, Maka fy tokoa
Henika fitiavana ny alin-tsika roa
Mangovitra ianao, Sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, Tongava amin'izay
Mikipy ianao mijery ahy, Maka fy tokoa
Manonona ny anarako tsy misy fiafarana
Mangovitra ianao, Sady miantsoantso hoe

Пікірлер: 2

  • @nantenainarazafindrajery9497
    @nantenainarazafindrajery94972 ай бұрын

  • @stephaniemadjide-nf7no
    @stephaniemadjide-nf7no10 ай бұрын

    ❤❤❤

Келесі