AMPANGINO - Lalie

Музыка

Titre extrait de l'album " ISIKA NO MIARAKA, MOZIKA TSOTRA IZAO 2" enregistré en 2005.
Auteures : Lalie Andriamazava / Fanja Andriamanantena
Compositrice : Fanja Andriamanantena
Arrangeur : Tôty
Batteur : Nins

Пікірлер: 8

  • @rakotovaotaniarondrotiana3794
    @rakotovaotaniarondrotiana37942 ай бұрын

    tena tsara ny feonysy ny hirany. Mandria am-piadanana Lalie

  • @aimeclaudioratsimbarilanto7263
    @aimeclaudioratsimbarilanto72632 ай бұрын

    Mpihira tena ankafiziko. Ny hatsaran'ny feony tsy manam-paharoa sy ny mozika nataony tena kanto loatra !

  • @arisonvonjy
    @arisonvonjy4 жыл бұрын

    Kanto loatra ity hira ity. Mafana b ny fihiran'i Lalie azy, mpihira anisan'ny ankafiziko

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama32653 жыл бұрын

    Love it

  • @biadmvj8246
    @biadmvj82464 жыл бұрын

    Mankasitraka indrindra amin'ny fizarana

  • @ainavatosoarakotomalala8007
    @ainavatosoarakotomalala8007 Жыл бұрын

    tena lafatra

  • @razafindrakotoravo2947
    @razafindrakotoravo2947 Жыл бұрын

    Miangavy anao raha azo atao Aza alefa ny hiranao Ampangino zay tonony ao fa tsy tantiko aloha izao Tsapako ho mahafeno loha Ka mandravarava tokoa Mihodinkodina ao am-poko ny taloha Fa tsy fanahy iniako, anio aho malemy Ny fanahy sy fo mba te-hitonitony, tsy te-hiteniteny F'aleo aho aloha hangina Ny tanako no mba tantanonao dia aza ariana Miangavy anao raha azo atao Aza alefa aloha ny hiranao Ampangino aloha, aza alefa ny hiranao (x2) Mbola mafy aloha ny ady Ka anaovako azafady Ireo teninao mamy sarobidy Raha resy aho lasa mangidy Fa tsy fanahy iniako, anio aho malemy Ny fanahy sy fo mba te-hitonitony, tsy te-hiteniteny F'aleo aho aloha hangina Ny tanako no mba tantanonao dia aza ariana Miangavy anao raha azo atao Ampangino aloha ny hiranao Ampangino aloha, aza alefa ny hiranao (x fois)

  • @TRC1982
    @TRC19828 ай бұрын

    Tena tsara feo loatra