12 ANDALANA

12 ANDALANA / El-Za Rius_Coco Mainty_Zômbï_Skyzo Fahira_Vy Mamay_Ti-Ah_Dokotera Valy_Laz

Пікірлер: 65

  • @mrsayda2373
    @mrsayda23735 жыл бұрын

    Na hiaino azy ity injato aza tsy leo mihintsy satria tena miteny avokoa ireo 12andalana ❤️❤️ big Up

  • @ainaranas
    @ainaranas5 ай бұрын

    "Taloha, trano atsimo sy avaratra, izay tsy mahelen-KIALOFANA, ankehitriny vovo atsimo sy avaratra izay tsy mahalen-KIALONANA." RESPECT Mason'aloka!!! mlay foana

  • @fianargirl8091
    @fianargirl80917 жыл бұрын

    waouuuuu! mitsangam-bolo ya mteno sy mjer azy, soa loatsa! kiassss #Fianar

  • @user-lu2yk5zm6s
    @user-lu2yk5zm6s5 ай бұрын

    respect maximum zalah asiko,, peace de six 👊👊👊🙏

  • @MahandritianaFranciaboubBle
    @MahandritianaFranciaboubBle8 жыл бұрын

    zah maka anlisan eh huhuhu suraaaa

  • @eddybessa6523
    @eddybessa65234 жыл бұрын

    Anay aby leka zay zalah! Mason'Aloka , Marao, Mankalaza leka zalah. Zanahary homba antsika. God Bless Fianarantsoa

  • @tanjonafinidyrandriamampit8539
    @tanjonafinidyrandriamampit85398 жыл бұрын

    big up soafara!!!!!!!!!!tsong

  • @maillart6628
    @maillart6628 Жыл бұрын

    Milay le vazo! tsy makaleo ahy mihintsy hatraminzao 2023

  • @hanitraalbertandriatsianon7220
    @hanitraalbertandriatsianon72206 ай бұрын

    Tena mchapeau amlisany za lesy zalah a✊

  • @eddymichelrakotoroalahy1732
    @eddymichelrakotoroalahy17329 ай бұрын

    Peace! Norm b !! sur sur sur (y)✊✊✊✌💪✊✊💪

  • @randrianjakamihaja3229
    @randrianjakamihaja32298 жыл бұрын

    ça va trop rangah ny vitams ah!! chapeau

  • @oliviakhalifahanitriniaina1614
    @oliviakhalifahanitriniaina16144 жыл бұрын

    2020❤❤ 12 Andalana tena mlay manindronab ana ty vazo ty reto a💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘💘

  • @hughoorasolonandrasana3846
    @hughoorasolonandrasana38467 жыл бұрын

    PEAC ZALA!!!fier d'être Betsileo liaka ah!!!!ender ground fona!!!!

  • @giselmanramanarivo7283
    @giselmanramanarivo72838 жыл бұрын

    Arozazy zalah :D (y) tafa

  • @manjanosy3342
    @manjanosy33427 жыл бұрын

    Matotra, mitondra hafatra tsy mitrahatra zalahy a! Tonga aty aminay na solotenany Fianara mety hoany rehetra Mitovy Malagasy iray samy mahatrapa ny ngindiny atao antsoratra Fanajana tokoa ary hoan'ny zay matahotra azy mitandrina sy ny Didiny.

  • @savartramedson7900
    @savartramedson79008 жыл бұрын

    ao tsra v rapa!?? hahhaha norm zalàààà

  • @sederarandrianarison6489
    @sederarandrianarison64894 жыл бұрын

    AVY ATY BIRA.TSARA LESY FIANARA A.TOHIZO HATRANY

  • @rafidisonnomenjanahary6464
    @rafidisonnomenjanahary6464 Жыл бұрын

    2022 respect foana zokinay👍👊👊

  • @miadanarisoavolatianarovak341
    @miadanarisoavolatianarovak3418 жыл бұрын

    Milay letsy zalah

  • @herilanjajustinramanagamij2245
    @herilanjajustinramanagamij22458 жыл бұрын

    okay les !!mlay e!

  • @lalainaomegaratovonanahary7316
    @lalainaomegaratovonanahary73165 жыл бұрын

    Hita mintsy oe Fianara! mlay leka zalah

  • @andritianajohanesarakotond1177
    @andritianajohanesarakotond11778 жыл бұрын

    Mlay ee, miaiky enay

  • @oliviakhalifahanitriniaina1614
    @oliviakhalifahanitriniaina16144 жыл бұрын

    2020❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤Ao mou mba asio live anareo Tana e 🙏🙏🙏🙏 juin tsik milatsak à Mada

  • @donnalauret4781
    @donnalauret47815 жыл бұрын

    Respect ✊🏽

  • @fanomezanarakotomalala7442
    @fanomezanarakotomalala74426 жыл бұрын

    Mandona be lesy zan zova zan zalah! six e!!

  • @tanjonarasolofonirina2309
    @tanjonarasolofonirina23096 жыл бұрын

    Fanajana be hoa'lisany 301 rangah..hatrizay hatramzao tsara foana.mankasitraka

  • @tinahraphael5837
    @tinahraphael58374 жыл бұрын

    Respect prom

  • @rakotomananasolofoniainari9237
    @rakotomananasolofoniainari92372 жыл бұрын

    Kifeko lesy ny rapn lisany avy an Fianara le peace be e

  • @herionyandrianandrasana666
    @herionyandrianandrasana6666 жыл бұрын

    Tsara ry zoky sy Prom isany!!! Mankahery hatrany... 301

  • @dinatransit2136
    @dinatransit21365 жыл бұрын

    mankasitraka eh!!!

  • @miorarabemanantsoa249
    @miorarabemanantsoa2498 жыл бұрын

    Tse tse tse Vy e :)

  • @herionyandrianandrasana666
    @herionyandrianandrasana6666 жыл бұрын

    Tsara!!!

  • @tojonantenainavolatianaand1371
    @tojonantenainavolatianaand13718 жыл бұрын

    sur ee

  • @oliviakhalifahanitriniaina1614
    @oliviakhalifahanitriniaina16144 жыл бұрын

    ❤❤❤trop 💘💘💝💘💘💔

  • @KaelThresh
    @KaelThresh8 жыл бұрын

    trop!!

  • @randrianantenainaalex4031
    @randrianantenainaalex40318 жыл бұрын

    MLAY EH!

  • @mpahandrosefo1527
    @mpahandrosefo15273 жыл бұрын

    Avy aty Comores 05/09/2020

  • @lovaoswald9670
    @lovaoswald96707 жыл бұрын

    aromaska fanajana oany masonaloka siny ambantany rehetra

  • @ericrazanadrazoko8004
    @ericrazanadrazoko8004 Жыл бұрын

    Big respect

  • @jharisondesirerakotonirina8299
    @jharisondesirerakotonirina82996 жыл бұрын

    301 - Fankasitra ho anareo ry zalah sy ry zavavy.

  • @tahiryrakotojaona9739
    @tahiryrakotojaona97395 ай бұрын

    💯

  • @nanahr.627
    @nanahr.6277 жыл бұрын

    Reto zany nareo ny solotenan le masika mody mipirina, liam-pivoarana a !! :D Tiko be

  • @_ratiaray
    @_ratiaray8 жыл бұрын

    mlay letsy ry zalah a! (y)

  • @keijielpistolero8950
    @keijielpistolero89508 жыл бұрын

    asiko tehaka b mints leka (y)

  • @heriniainaericrobson1152
    @heriniainaericrobson11525 жыл бұрын

    mlay lisany

  • @jouadr1282
    @jouadr12822 жыл бұрын

    Noble :)

  • @nomenjanaharysafidyandriam4207
    @nomenjanaharysafidyandriam42075 жыл бұрын

    reveku be foana le rap an !!

  • @ramalainjose4514
    @ramalainjose45145 жыл бұрын

    Milay e!

  • @joachimranaivosoa4657
    @joachimranaivosoa46577 жыл бұрын

    tiko

  • @razafimanapakafanomezantso3029
    @razafimanapakafanomezantso30298 жыл бұрын

    iriko mba isiy toiny fon ny zvtr atonarw (y)

  • @herinjakarasolomalala4491
    @herinjakarasolomalala44916 жыл бұрын

    mafy !!

  • @ranaivonjaka7934
    @ranaivonjaka79348 жыл бұрын

    norma be

  • @safidyhenintsoa9298
    @safidyhenintsoa92986 жыл бұрын

    okay e!!!!!

  • @clarckandrianasy4884
    @clarckandrianasy48848 жыл бұрын

    Ca va ka.

  • @mampiononaolivierandrinila9189
    @mampiononaolivierandrinila91898 жыл бұрын

    wow

  • @chrysross7486
    @chrysross74867 жыл бұрын

    am lemandon mits zn,sur

  • @wanzaandrianirina863
    @wanzaandrianirina8638 жыл бұрын

    wan'akama wan'fian'art m'lay zalah sur

  • @mihajaandrilalaina5467
    @mihajaandrilalaina54677 жыл бұрын

    peace

  • @nambinintsoaalfaraissasant8281
    @nambinintsoaalfaraissasant82817 жыл бұрын

    sur leka ry liaka

  • @razafimandimbytanel1577
    @razafimandimbytanel15778 жыл бұрын

    norma

  • @razafindraibenasoloniaina3020
    @razafindraibenasoloniaina30208 жыл бұрын

    ca va !!

  • @miorantsoaandrianandraina5303
    @miorantsoaandrianandraina530315 күн бұрын

    Hatramin'izao mbola mandona

  • @nomeprod3802
    @nomeprod38027 жыл бұрын

    Respect !